Snack Bouffi

Snack Bouffi Vente des boissons alcooliques, gazeuses, jus naturel, yaourt... Grillades, soupe, mi-sao... Salades...

Miandry antsika rehetra ato amin’ny Bouffi (trano eau vive ) antsirabe oh!!! Sakafo sy tsakitsaky ary boisson maro no hi...
11/02/2023

Miandry antsika rehetra ato amin’ny Bouffi (trano eau vive ) antsirabe oh!!!
Sakafo sy tsakitsaky ary boisson maro no hita ato ! 🍲🥃🍻🍹
Ny toerana ihany koa moa dia calm tsara! 🥰🥰

29/01/2022
Akaiky ny fety e
21/12/2020

Akaiky ny fety e

Tongava amzay e !!!
02/09/2020

Tongava amzay e !!!

Efa misokatra ho antsika ny snack bouffi akaiky ny Tranompokonolona eto Antsirabe. Eo amin'ny trano miloko eau vive. Mis...
17/08/2020

Efa misokatra ho antsika ny snack bouffi akaiky ny Tranompokonolona eto Antsirabe. Eo amin'ny trano miloko eau vive.
Misy soupe, mi sao, sambos, grillades entrecôte, poulet, brochettes, tsakitsaky, toaka, bière, boissons gazeuses, ranomboankazo, yaourt ...
Ora fisokafana: 8:30 - 17:00 hatreto.
Tsy misokatra ny alahady

13/08/2020

Manadio, manao désinfection zahay fa am lundi 17/08/2020 manomboka misokatra.
Tongava daholo amzay fa voahajatsika tsara ny fepetra ara-pahasalamana rehetra e!

29/06/2020

Na misondrotra aza ny prix boisson any star d ny snack bouffi am zakany fahefamividy foana e

11/06/2020

Miarahaba eh!!! Mbola misy ireo manontany anay hoe tena izy ve ireny THB amin'ny tavoahangy tsy misy soratra ireny?
Ny Valiny....ENY Tompoko, 😉 samy THB Tena izy avokoa na misy soratra na tsia!

🍻🍺

Address

Tranompokonolona
Antsirabe
110

Telephone

+261342179774

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack Bouffi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share