09/08/2026
Eny ary ee,, efa kely sisa dia ho vita ny vokatra vaovao ato😋
👉Araho tsy tapaka ny page fa vatany vao vita ny voakatra ato amin'ny Gayot's wine dia asitsika kilalao mba afahanareo mahazo divay tsara kalitao maimaimpoana avy ato aminay,, sady mba manao degustation ihany ko ee😅
👉Ka mba entano ny namanao hanaraka ny page satria mendrika ny mba ahazo divay tsara ihany koa izy ireo🙏