04/07/2026
Salama ry manjifa mamikelinay o!🥰
‼️Tissue benaraisse coton✨
🤝Mandray fiaraha-miasa aminareo mpanao Tee-shirt sy Polo izahay amin'ny alalan'ny famatsianay akora tsara kalitao ho anareo💝
🤝Miara-miasa ihany koa isika amin'ny alalan'ny fanjifanareo ireto akora ireto🤝
💰Tena natao amin'ny vidiny mirary tanteraka ny kg(par rouleau)💸
🌈Ny loko rehetra misy ato avokoa,hafarany raha sendra lany ilay loko tianao.☺️
👉Ety Ambohimiandrisoa Antsirabe ny toerana misy anay(Y Fripe)
☎️Azonao atao ny miantso ny laharana 0348772943 na mandefasà hafatra miafina(mp)
🚚Livraison tsy hadino🚲🛵
‼️Mirary soa e😊