Fromage Tsara by oliviah Rasoa

Fromage Tsara by oliviah Rasoa "Ankino amin 'i Jesoa ny asanao Dia ho lavorary izay kasainao"

18/07/2026
πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™
25/06/2026

πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

VAVAKA MARAINA πŸ™

Ray Γ΄,
Misaotra Anao indray aho fa mbola nomenao tombon'andro vaovao.
MamindrΓ  fo amiko Jesoa Γ΄ raha toa ka sitrakao.
Mba tantano koa ny fiainako rehetra anio, mandritra ny tontolo andro.
Rakofy eo ambany elatrao ka aza avela hilentika masoandro β˜€οΈ

Ray Γ΄,
Mila Anao fatratra aho mba hitariko ny diako.
Tolory saina sy fahendrena mba tsy handeha fotsiny amin'izay tiako.
Fa ampianaro ny lalanao mba handehanako amin'ny mazava.
Kasio indray ny foko, amin'izay ireo olako rehetra hisava.

Ray Γ΄,
Hambino sy tahio ny zavatra rehetra izay ataoko androany.
Raiso Andriamanitra Γ΄ mba ho voninahitrao irery ihany.
Amin'ny anaranao Jesoa no ahafahako mbola mino sy manantena πŸ›
Fa tsy maintsy ho azoko foana ilay fandresena............................ AMEN...............................
https://www.facebook.com/profile.php?id=61550523175203
ΰ½ .Ω„Δ…Φ…Κ‚Γ¬Υ² πŸ—žοΈ

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Riantsoa bisous 😘😘😘
25/06/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Riantsoa bisous 😘😘😘

Hahahaha tsy rariny 🀣🀣🀣🀣
23/06/2026

Hahahaha tsy rariny 🀣🀣🀣🀣

izany πŸ₯°πŸ™
23/06/2026

izany πŸ₯°πŸ™

❣️❣️❣️❣️
22/06/2026

❣️❣️❣️❣️

Enjana KO izy Ty 🀣🀣🀣🀣🀣
14/05/2026

Enjana KO izy Ty 🀣🀣🀣🀣🀣

πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™
23/04/2026

πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

Ho anareo mazoto mikarakara Ary ❀️❀️❀️Fromage Tsara by oliviah Rasoa
22/04/2026

Ho anareo mazoto mikarakara Ary ❀️❀️❀️
Fromage Tsara by oliviah Rasoa

Address

Antsirabe
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fromage Tsara by oliviah Rasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category