L'FaH Pâtisserie

L'FaH Pâtisserie Pâtisserie-Pizza-Snack-Petits fours 😋
Sur commande
Pour tous vos évènements spéciaux 🥰

👊💪
17/06/2023

👊💪

❣️
11/06/2023

❣️

Joyeuses Pâques ♥️"Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona? Tsy ato Izy fa efa nitsangana" Lio.24:5-6Mira...
09/04/2023

Joyeuses Pâques ♥️

"Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona? Tsy ato Izy fa efa nitsangana" Lio.24:5-6

Mirary soa ho antsika 💞

Salanitra e, 👋Miarahaba antsika rehetra nahatratra indray ny taona vaovao no mirary soa sy ny tsara ho antsika ho eo amb...
02/01/2023

Salanitra e, 👋

Miarahaba antsika rehetra nahatratra indray ny taona vaovao no mirary soa sy ny tsara ho antsika ho eo ambany fahasoavan'ny Tompo hatrany raha handia ity taona 2023 ity. 🎊

Eto dia maneho fankasitrahana mitafotafo antsika izay nametraka fitokisana taminay ka nanjifa ny vokatra ary mbola misaotra ireo hametraka fitokisana hatrany... 😍

Aza misalasala fa mbola vonona hanome fahafam-po izahay! Azonao atao ny miditra miafina (mp) avy hatrany. 🙏

Am-pitiavana 💖

J-1Rampitso no manome fotoana anao ao  Gare Soarano izahay L'FaH Pâtisserie. 👩‍🍳Stand 32 ary sakafo isan-karazany no hit...
16/12/2022

J-1

Rampitso no manome fotoana anao ao Gare Soarano izahay L'FaH Pâtisserie. 👩‍🍳

Stand 32 ary sakafo isan-karazany no hitanao ao! 🎂🍧🥟

Tongavasoa fa mandray anareo am-pitiavana izahay o 😊😇😍

STAND n° 32Finaritra e 😊 mandray anjara amin'ny "Bazar de Noel" eo @ Parvis Gare Soarano izahay ho antsika mpanaraka ny ...
13/12/2022

STAND n° 32

Finaritra e 😊 mandray anjara amin'ny "Bazar de Noel" eo @ Parvis Gare Soarano izahay ho antsika mpanaraka ny pejy sy mpanjifa... 😍

Manomboka ny Asabotsy 17 desambra izao hatramin'ny 24 desambra 2022 @8 hatramin'ny 18h 😇

Tongava soa eny fa maro ny sakafo karakarainay ho anao ary mandray am-pitiavana izahay 💖

🆕 Croquette d'œuf 1000 ar      Croquette de saucisse 500 ar      Croquette de pomme de terre 500 ar      Croquette de fr...
13/05/2022

🆕 Croquette d'œuf 1000 ar
Croquette de saucisse 500 ar
Croquette de pomme de terre 500 ar
Croquette de fromage 500 ar

Commande à récupérer à Besarety
Livraison possible à partir de 5.000ar

Contact 0️⃣3️⃣4️⃣.2️⃣4️⃣.4️⃣6️⃣1️⃣.6️⃣6️⃣

🔊 Salade 🥗 pour 3 personnes  à 15.000 ar seulementCommande à BesaretyLivraison à partir de 5000arContact 034.24.461.66
13/05/2022

🔊 Salade 🥗 pour 3 personnes
à 15.000 ar seulement

Commande à Besarety
Livraison à partir de 5000ar

Contact 034.24.461.66

11/01/2021

Petits fours 🍪 500 ar

Conditions :
- sur commande
- confirmation 3jours avant
- Livraison à partir de 5000ar
- soit à récupérer Besarety

Contact : 034 24 461 66

Salés 500ar :
• petits pâté (viande/charcuterie)
• rouleau au fromage
• mini burger
• mini pizza
• mini quiche
• beignets de fromage
• piroschki (charcuterie/viande/poisson/paté)
• chou salé
• mini croissant (charcuterie/viande)
• roulé aux charcuterie
• toast

Sucrés (500ar) :
• mini pains choco
• mini pains aux raisins
• mini croissant
• mini brioche
• mini moka
• cup cake
• chou
• chou-feuilletté
• chouquette
• éclair
• tartelette (fruits/choco)
• mini biscuits

Address

Besarety
Besarety

Telephone

+261342446166

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'FaH Pâtisserie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category