19/05/2025
🎂 GÂTEAU SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 🥰✨
Satria mendrika ny tsara indrindra ny renintsika 💗
Ka mandray commande gâteau sy bento cake 🎂 ho an’ity fetin’ny reny ity izahay, ary manasa anao hanatevin-daharana 🥰
📲 Alefaso ny commande amin’ny:
+261 33 49 123 70
na
FacebElhyeDeliceDelice
🚚 Manao livraison izahay 🤍
🖋️ Afaka personnalisé-na araka izay tianao ihany koa 🥰
Simplement délicieux ✨💗