Hare’s Agro Farm

Hare’s Agro Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hare’s Agro Farm, Urban Farm, Faratsiho.

10/06/2026

Aleo Asina fihomezna aloha🤣

Iza mety avoay ny evitrao?Sakafo voa Biby fiompy sa Biby fiompy voa sakafo?🙃
06/06/2026

Iza mety avoay ny evitrao?
Sakafo voa Biby fiompy sa Biby fiompy voa sakafo?🙃

05/06/2026

Tsy dia heno tao anatiny 2 semaine fa Sahirana Kely mikarakara reto vahiny reto🥺
8 sy 12 zareo😊
Abonné vous 🙏 -elevage -2026

Mirary fanambinana oh😊
28/05/2026

Mirary fanambinana oh😊

Manao aona fiarentantory?😁tsisy zavatra azo mora zany😊Nomeny Majatina 9 Zay fa 1 Maty🥺
23/05/2026

Manao aona fiarentantory?😁tsisy zavatra azo mora zany😊
Nomeny Majatina 9 Zay fa 1 Maty🥺

22/05/2026

Misaotra lay Nahary😁ela nadraisan fa Tonga iany
9 nomeny fa indrisy Maty 1 dia 8 Sisa 😊
Nareo ko vé manao otranay Rehefa eo amin' ilay miadry Andro Iny vo ela bé🤣

20/05/2026

Tonga dia Aleo mibizna kisoa lo🤣

Efa tsara fatsiarovan-tena hoe lafo Vidy kisoa fa MBA miompy lesy dia Sady Mahazo fifaliana no Mahazo vola ah🙄 no Afaka ...
20/05/2026

Efa tsara fatsiarovan-tena hoe lafo Vidy kisoa fa MBA miompy lesy dia Sady Mahazo fifaliana no Mahazo vola ah🙄 no Afaka ASA ratsy ah
NB: omeo ny anjara sahaza azy IZY😡

🚨 HALATRA KISOA: VOASAMBOTRA IZY ROALAHY 🚨




19 May 2026 - 01 ora maraina
Avaraparihy Fkt Ambohitsilaizina Cr Mananjara.

🐖 Kisoa miisa roa no nisy naka tao am-bala kisoa.
🚨 Nanao ny fikarohana ny fokonolona. Niantso ny ny Ben'ny Tanàna lefitra.

👮‍♂️ Zandary maromaro no nalefa hanampy ny fokonolona ka tsy ela dia tratra izy roalahy.

🐖 Nasitrika anaty gony ireo kisoa tsy manan-tsiny nokasain'ny tompony hatavezina saingy nokendain'izy roalahy tsy higìka ka afak'aina.

⚠️ Avy eny Ampanotokana izy roalahy no manafika kisoa hangalarina.

🚨 Naverina amin'ny tompony ireo kisoa efa maty.

⚖️ Nentin'ny zandarimaria hamonjy Toby kosa ireo voasambotra mba hatao famotorana.
👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️

Loading.....Fondation “Na mbola kely aza ny fiandohana,ny ezaka sy ny fikirizana no mitondra fahombiazana. 🐷💪Tandremo ts...
20/05/2026

Loading.....
Fondation “Na mbola kely aza ny fiandohana,
ny ezaka sy ny fikirizana no mitondra fahombiazana. 🐷💪
Tandremo tsara ny asa ataonao androany,
fa io no hanangana ny hoavinao rahampitso.”

Ry mpiompy namana 🐖🐔🔥Tadidio fa ny fiompiana tsy asa atao fotsiny… fa lalana afaka manova fiainana.Maro no mijery kisoa ...
12/05/2026

Ry mpiompy namana 🐖🐔🔥
Tadidio fa ny fiompiana tsy asa atao fotsiny… fa lalana afaka manova fiainana.
Maro no mijery kisoa na akoho ho biby tsotra, fa ny olona mahita lavitra kosa mahita business sy avenir ao anatiny.
Aza kivy raha mbola kely ny fanombohanao.
Na kisoa iray aza anananao androany, mety ho lasa élevage lehibe rahampitso raha misy discipline sy fikirizana.
Ny mpandraharaha tena izy tsy miandry fotoana tsara…
Fa manomboka amin’izay misy eo am-pelatanany. 💪
📌 Rehefa matory ny hafa, ianao mianatra alimentation.
📌 Rehefa mandany vola ny hafa, ianao mampitombo biby.
📌 Rehefa kivy ny hafa, ianao mbola manohy.
Izay no maha samy hafa ny olona te hiova sy ny olona miandry fahagagana.
Tsy mora ny élevage:
misy fatiantoka,
misy aretina,
misy fotoana tsy misy tsena…
Fa ao anatin’izany no hianarana sy hahatonga anao ho matanjaka.
🔥 Koa tohizo:
karakarao tsara ny bibinao,
mianara isan’andro,
aza menatra manontany,
ary aza mitsahatra manonofy lehibe.
Indray andro any, ilay élevage kely ataonao androany no mety hanova ny fiainan’ny fianakavianao manontolo.
🚀 “Atombohy amin’ny kely, fa eritrereto ho lehibe"
-kisoa
-akoho


-achats
-elevage
-2026

Address

Faratsiho

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hare’s Agro Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category