CELVA Madagascar

CELVA Madagascar Miarahaba anareo tongasoa eto amin'ny pejy CELVA. Tranombarotra matianina momban'ny fiompiana sy fambolena eto Fianarantsoa.

Mahafinaritra ny miaraka amin'ireto tantsaha namana ireto ny asa vita ianao mahazo tohan'aina. Lancement niarahana tamin...
25/03/2023

Mahafinaritra ny miaraka amin'ireto tantsaha namana ireto ny asa vita ianao mahazo tohan'aina. Lancement niarahana tamin'ny orin'asa madaguano mpamokatra zezika biolojika azo avy amin'ny ramanavy

Hafa ihany ny eny ambanivohitra eny
25/03/2023

Hafa ihany ny eny ambanivohitra eny

Celva midina ifotony hofanohanana ara-teknika  ireo tantsaha namana
04/03/2023

Celva midina ifotony hofanohanana ara-teknika ireo tantsaha namana

03/03/2023

Santionan'ny fanarahamaso ireo tantsaha namana

02/03/2023

Hohitanao ato amin'ny CELVA ireo voalaza ato amin'ny vidéo ity ka aza misalasala manantona fa vonona handray anao zahay.

02/03/2023

Arahimaso akaiky ny fivoaran'ny fambolena natao rehetra. Izay ilay maha sakaizan'ny tantsaha ny CELVA

02/03/2023

Ny fanohanana ataonay dia miainga hatreny ifotony mitohy amin'ny fanofanana mialohan'ny fizarana avy eo arahana amin'ny antsipiriany ny fivoaran'ireo fambolena manomboka amin'ny fiasana tany ny famafazana, fitondrana zezika, fiavana, fanarahamaso sao misy bibikely na aretina manimba. Tsy miala izahay mandra-piakatry ny vokatra mba tsy hoverimaina ny ezaky ny tantsaha sy hofandraisana anjara amin'ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra.

02/03/2023

Soa hatreny an-tsaha finaritra hatrany an-trano refa miaraka amin'ny Celva sakaizan'ny tantsaha

27/02/2023

Ny fiainana eto antany mantsy manalasala ihany koa noho izany ndao hiaraka sy hifanampy hatrany hatrany

Fiarahamiasa matotra hatrany miaraka amin'ny tohana ara-materialy indrindra ny ara-teknika. Hampivoarana ny tontolon'ny ...
26/02/2023

Fiarahamiasa matotra hatrany miaraka amin'ny tohana ara-materialy indrindra ny ara-teknika. Hampivoarana ny tontolon'ny famokarana miompana amin'ny fambolena

26/02/2023

Celva tena sakaizan'ny tantsaha

Fianarantsoa, BRAVO! Tsy mamela ny sakaizany ho irery mihintsy. Tsidihanay foana ianareo e!
24/02/2023

Fianarantsoa, BRAVO! Tsy mamela ny sakaizany ho irery mihintsy. Tsidihanay foana ianareo e!

Address

Immeuble Lombardo Rue De La Gare
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261346399010

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CELVA Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CELVA Madagascar:

Share