Mr Manandafy

Mr Manandafy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mr Manandafy, Grocers, Soanierana Andrainjato, Fianarantsoa.

Tsy maninona,aleo irery toy izay miaraka amin'olona tsy misy tanjonaAleo mandeha irery sady mijery ny avenir toy izay ma...
03/03/2026

Tsy maninona,aleo irery toy izay miaraka amin'olona tsy misy tanjona
Aleo mandeha irery sady mijery ny avenir toy izay mandany fotoana miaraka aminy namana manao plaisir

Tsy maninona na somary miavaka aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa miseho ho hendry aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa hotrany pasteur aza e!!

Mirary soa anao!

01/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ørnël's Mēlõ, Fy Sandriah, Lopez Monique, El Nanïa, Andrianarivo Jacques Cila, Christolin Rabemanjaka, Mara Lucien

Zandriko!!Ianao tokony manana fandavatena manao zavatra!Aza miandry ho tolorana,ndana ianao mihentsika fa aza miandry va...
24/02/2026

Zandriko!!
Ianao tokony manana fandavatena manao zavatra!
Aza miandry ho tolorana,ndana ianao mihentsika fa aza miandry vasoka eo!!

Hafatra fohy ho anao:Mianàra zavatra maro dieny mbola latsaka ny 30 taona Aza laniana amin'ny zavatra tsy important ny f...
21/02/2026

Hafatra fohy ho anao:
Mianàra zavatra maro dieny mbola latsaka ny 30 taona
Aza laniana amin'ny zavatra tsy important ny fotoananao!!
Rehefa mianatra de ataovy izay hahaizana azy!!

Mirary soa anao!

17/02/2026

Lavalava Ilay vidéo nefa mety hahasoa anao!

16/02/2026

FORMATEUR
FORMATRICE
Dimanche 22 février 2026
13h-17h

Te hiteny fotsiny aho hoe:
15/02/2026

Te hiteny fotsiny aho hoe:

Address

Soanierana Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr Manandafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category