22/07/2025
SALAMA ABY EE🙏
ity pejy ity dia nosokafako manokana mba hifampizaràna torohevitra mahasoa @ fiainana,,, sy hifanakalozana @ resaka varotra satria zaho moa araka ny efa fantatrareo.fa sady mianatra,,,mizara torohevitra hitako @ fiainako na @ fiaraha monina,,,mivarotra ihany koa:goûter sy sakafo malagasy isakarazany(Hôtel SAMY MANDEHA SAMY MITADY eto Beloha Androy zahay amizao),,, koja2 sy entana madinika2 andavanandro,,,Fanaka ilaina sy firavaka Volafotsy ,, maro tsy voatanisa zay afaka ifampiresahana sy ifanarahana ary iadiana varotra mazava tsara @ vidiny mirary natao zakan'ny Rehetra😊😇
Marihiko fa roa ny Compte ahafantarana ahy sady izaho no mitondra azy:Miora Randriamanarina ,,dia ity pejy ity zay samy afaka idirana.mivantana avokoa ifandraisana @ Madame Miora 😍,,manasa antsika hitsidika ny pejy ary(Ahitànao raha soa li ty ao Madame sy Ramose 😉)
Mirary soa antsika rehetra🙏