23/12/2024
Hello Fianara
Ho antsika Gargotte, Mpivarotra, Mpanjifa...
Izahay dia mivarotra paty vita Malagasy tsara kalitao: "Paty madinika" fanaovana lasopy; "Paty Vaventy" fanaovana Mine Sao.
Aza misalasala miantso 0347309945 na manoratra ao Paty Gasy Matsiro raha misy fanontaniana na hanao commande 🥰