Rasoa Tsaky

Rasoa Tsaky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasoa Tsaky, Kitchen/Cooking, tanambao, Fort-Dauphin.

📍 Fort-Dauphin 📍
🐬
614
✨ TANAMBAO 2✨ (Entre Vonimboly et Bambino)

🙌🏼" Le goût qui te fait revenir encore et encore"👌🏼

‼️⛺ FAST-FOOD HORS PAIR ✅ SUR CHARIOT ⛱️

faites-vous livrer🛵 ou informer
📞+26134 40 090 36

🇲🇬 Tsy misy azo ampitahaina amin’ity sarety ity! 😍🔥Kalitao tsara, tsiro tsy manam-paharoa ary fahafinaretana lehibe hoza...
16/08/2026

🇲🇬

Tsy misy azo ampitahaina amin’ity sarety ity! 😍🔥

Kalitao tsara, tsiro tsy manam-paharoa ary fahafinaretana lehibe hozaraina miaraka aminareo. ❤️

Hevitra tokana sy miavaka ao Fort-Dauphin 📍, voaomana am-pitiavana, fikarakarana ary fifantohana amin’ny antsipiriany rehetra. ✨

📍 Isaky ny Alahady tolakandro : TANAMBAO, manoloana ny PHARMACIE KANACIA
📞 034 40 090 36

Tongava manandrana ary zarao amin’ireo olona ny vaovao 😋❤️

🇫🇷

Un chariot comme celui-ci, ça ne se compare pas ! 😍🔥

De la qualité, des saveurs uniques et surtout beaucoup de plaisir à partager avec vous. ❤️

Un concept unique en son genre à Fort-Dauphin 📍, préparé avec amour, soin et une attention particulière à chaque détail. ✨

📍 Tous les dimanches après-midi : TANAMBAO, face à la PHARMACIE KANACIA
📞 034 40 09 03 6

Venez découvrir, goûter et partager ce moment avec vos proches ! 😋❤️

😋 Iza indray no efa vonona hisakafo amin’izao? 👀🤤 Raha vao mahita an’izao dia tonga dia noana e!❤️ Tacos sa Misao, iza n...
14/08/2026

😋 Iza indray no efa vonona hisakafo amin’izao? 👀

🤤 Raha vao mahita an’izao dia tonga dia noana e!

❤️ Tacos sa Misao, iza no safidinao androany?

😍 Efa nanandrana ve ianao? Zarao eto amin’ny commentaire ny avis-nao!

📩 Raha te hanao commande ianao dia afaka mandefa MP mivantana.

🔥 Aza mijery fotsiny fa tongava manandrana e!

🥰 Iza no hiaraka hisakafo aminao androany? Tag-o eto izy 👇

💬 Soraty eto ambany izay sakafo tianao hohanina androany!

❤️ Misaotra anareo rehetra manohana hatrany an’i Rasoa Tsaky!

🌮🥪🍔🥟 IZA AMIN'IRETO NO SAFIDINAO? 😋🔥Raha ianao no misafidy izao, inona no ho alainao? 👇🌮 Tacos🥪 Sandwich🍔 Burger🥟 Sambos...
13/08/2026

🌮🥪🍔🥟 IZA AMIN'IRETO NO SAFIDINAO? 😋🔥

Raha ianao no misafidy izao, inona no ho alainao? 👇

🌮 Tacos
🥪 Sandwich
🍔 Burger
🥟 Sambosa / Pâte

Aza mieritreritra ela be eee 😂❤️ Lazao eto amin'ny commentaire ny safidinao! 👇

👉 Tacos 🌮 sa Sandwich 🥪 sa Burger 🍔 sa Pâte 🥟 ?

Ary raha mbola tsy nanandrana an'i Rasoa Tsaky ianao, aza misalasala manatona! 😋🔥

Coucou 👨🏽‍🍳👋🏽Ndao iarahana mankafy ity herinandro vaovao miaraka amin'ni Rasoa Tsaky ity🥰✨Mine sao RASOA 🍝    👉🏽Simple _...
11/08/2026

Coucou 👨🏽‍🍳👋🏽
Ndao iarahana mankafy ity herinandro vaovao miaraka amin'ni Rasoa Tsaky ity🥰

✨Mine sao RASOA 🍝
👉🏽Simple _💲4.000Ar
👉🏽Oeuf. _💲5.000Ar
👉🏽Garnie _💲6.000Ar
👉🏽Poulet _💲8.000Ar

"LE BON GOÛT À PETIT PRIX"

📞0344009036

BONSOIR DE CHEZ Rasoa Tsaky 👨🏽‍🍳JUSTE POUR VOUS DIRE 🥰💖BONNE SOIRÉE ET À DEMAIN ✨‼️  ‼️📞0344009036📷( Sakafo hariva miala...
10/08/2026

BONSOIR DE CHEZ Rasoa Tsaky 👨🏽‍🍳
JUSTE POUR VOUS DIRE 🥰

💖BONNE SOIRÉE ET À DEMAIN ✨

‼️ ‼️

📞0344009036

📷( Sakafo hariva miala vary )😆🥰
🍜Soupe 🍝 Mine sao 🍟Frite 🫓Chips cacapigeon😓😍

😍PRÉPARATION DU CHARIOT 🎬✨ 👩🏽‍🍳Rasoa Tsaky 😋📍 TANAMBAO FACE PHARMACIE KANACIA 📍 🌯🥪🍟🍔🥐Efa andalana miakatry avy amin'ny B...
09/08/2026

😍PRÉPARATION DU CHARIOT 🎬✨
👩🏽‍🍳Rasoa Tsaky 😋

📍 TANAMBAO FACE PHARMACIE KANACIA 📍

🌯🥪🍟🍔🥐Efa andalana miakatry avy amin'ny Bambino atiky andeha Kanacia any Chariot zala🥰😁

Afaka manao réservation tsy ho taraaa 🥰
📞0344009036

De aza adino ilay adiresy Rasoa Tsaky ✨🥰"SAKAFO MAHAFAPO TSARA NEFA SADY MORA VIDY"🍔🥐🌮🍟🌯🍜🍝Allô  📞0344009036
08/08/2026

De aza adino ilay adiresy Rasoa Tsaky ✨🥰

"SAKAFO MAHAFAPO TSARA NEFA SADY MORA VIDY"🍔🥐🌮🍟🌯🍜🍝

Allô
📞0344009036

Toeram-pisakafoanana mamy kely 🥰Hô andriaky 🌊 sady anaty ala 🌿🎀 THEME JARDIN 🎀🥰 Rasoa Tsaky 👨🏽‍🍳📞0344009036
06/08/2026

Toeram-pisakafoanana mamy kely 🥰

Hô andriaky 🌊 sady anaty ala 🌿

🎀 THEME JARDIN 🎀
🥰 Rasoa Tsaky 👨🏽‍🍳

📞0344009036

Coucou la famille 🥰👋🏽Merci pour votre Passage 💖Merci d'avoir choisi Rasoa Tsaky ✨ See you 😘📍 Tanambao II partie Bambino ...
04/08/2026

Coucou la famille 🥰👋🏽

Merci pour votre Passage 💖
Merci d'avoir choisi Rasoa Tsaky ✨

See you 😘

📍 Tanambao II partie Bambino 📍
❕Mardi au samedi ❕

📍 Tanambao face pharmacie KANACIA 📍
❕ Dimanche ❕

📞0344009036

Address

Tanambao
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 19:30
Wednesday 08:00 - 19:30
Thursday 08:00 - 19:30
Friday 08:00 - 19:30
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 13:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoa Tsaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share