12/06/2024
Salama daholo Tompoko,
Efa ho avy indray ny fotoana fialan tsasatra dia faly izahay ato amin'ny "chez Tatie" Foulpointe manasa anao hanao sahady ny famandrian toerana raha mila trano fivantanana eee
0347798249 raha liana na koa mila fanazavana fanampiny Tompoko!
Mirary tontolo andro mahafinaritra eee