IVO Green Farms Mada

IVO Green Farms Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IVO Green Farms Mada, Farm, Isorana.

Ankafaliana no iarabana antsika nahatratry izao Noely 2025. Ho noely feno hafaliana sy fiadanam-po. Mirary fety sambatra...
25/12/2025

Ankafaliana no iarabana antsika nahatratry izao Noely 2025. Ho noely feno hafaliana sy fiadanam-po. Mirary fety sambatra e ❤️

Misaotra ny Centre de Formation Mad'Agri Ambatofotsy Tsiafahy amin'ny fiaraha-miasa. Ny fifampizarana dia niompana tamin...
13/12/2025

Misaotra ny Centre de Formation Mad'Agri Ambatofotsy Tsiafahy amin'ny fiaraha-miasa. Ny fifampizarana dia niompana tamin'ny :
- ny tontolon’ny fandraharahana amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana : ireo dingana hatao raha hisetra amin'izany, ny fepetra takiana ary ny fomba fanomanana rehetra tsy maintsy hatao raha hiditra amin'izany
- ⁠ny fomba mahomby hiadiana amin’ny biby mpanimba ny voly (lutte biologique)
- ⁠ny Compostage
- ny ⁠plannification.
Vonona hatrany izahay hanome ny tsara avy aty aminay ❤️ ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra .

Anisany sehatra iantsorohanay ato amin'ny IVO  GREEN  FARMS  MADA ihany koa ny fampiofanana mahakasika ny fambolena sy f...
24/11/2025

Anisany sehatra iantsorohanay ato amin'ny IVO GREEN FARMS MADA ihany koa ny fampiofanana mahakasika ny fambolena sy fiompiana ary ny jono . Tamin'ity indray mitoraka ity dia Ireo Ray aman-dRenin'ny mpianatra izay tohanan'ny FE Y ALEGRIA (ONG International) tao Ambohibolamena commune Mangidy sy Mandonono commune Ikalamavony no nisantatra ny fampiofanana mikasika ny fambolena vary ambohitra, tsako, soja, voanjo, voanjobory. Misaotra ny FE Y ALEGRIA tamin'ny fahatokisana anay.
👉👉Vonona hatrany izahay hanome izay tsara avy aty aminay.

Efa Samy miomankomana fa ho avy indray ny fotoam-pambolena! Misy aza ireo any  hafa efa lasa aloha kely! Ho anay ato moa...
19/09/2025

Efa Samy miomankomana fa ho avy indray ny fotoam-pambolena! Misy aza ireo any hafa efa lasa aloha kely! Ho anay ato moa de amperiny manomana fatratra izany fotoana mamy izany! Mirarisoa ho an’ireo mpiantsehatra rehetra

Ho antsika misehatra  ny fanodinana ny vokatra ny fambolena sy ny fiompiana, asaina isika hanoratra fa hisy fifampizaran...
21/07/2025

Ho antsika misehatra ny fanodinana ny vokatra ny fambolena sy ny fiompiana, asaina isika hanoratra fa hisy fifampizarana sy fanangonana antota-kevitra ho fanatsarana io sehatra ataotsika io! Aza misalasala manoratra sy mifampiresaka aminay eny na dia mbola orinasa vao manomboka, na mijoro ara-panjakana na tsia!
👉👉Fanamarihana: tena entanina isika orinasa madinika sy salantsalany misehatra izay tantanan’ny vehivavy indrindra indrindra!!!

Coffee harvesting!!!
20/07/2025

Coffee harvesting!!!

Salama ela ela! Te hampatsiahy fotsiny zahay ato  hoe fotoana fikarakarana (tondraka, fametrahana rakotra,fanasiana zezi...
17/07/2025

Salama ela ela! Te hampatsiahy fotsiny zahay ato hoe fotoana fikarakarana (tondraka, fametrahana rakotra,fanasiana zezika,..) izao vanimpotoana lalovatsika izao! Ilana fitandremana anefa izy ireny matetika. Hitatsika amin’ny sary izao ny endrika fikarakarana nataona mpamboly kafe iray izay nampanaovina karama saraka, tsy nisy fanomezana toromarika ara-teknika izay zava-dehibe tokoa! Mampalaelo
Koa ho anao zay mila fanampiana aza misalasala fa aina very maina ny toizao!!! Afaka manampy anao izahay ho an’ny mahasoa!!!

C’est un véritable plaisir pour nous de faire partie du projet "RAISIKO ANTANANA NY  HO AVIKO. Une belle opportunité de ...
18/06/2025

C’est un véritable plaisir pour nous de faire partie du projet "RAISIKO ANTANANA NY HO AVIKO. Une belle opportunité de partager avec les jeunes et de contribuer à leur avenir ❤️❤️

Miarahaba an'ireo Ray  rehetra izahay ❤️❤️Andro manokana izao hanomezam-boninahitra anareo, izay manolo-tena ho fitaratr...
15/06/2025

Miarahaba an'ireo Ray rehetra izahay ❤️❤️
Andro manokana izao hanomezam-boninahitra anareo, izay manolo-tena ho fitaratra sy fiahiana ho an'ny ankohonany. Mankasitraka anareo amin'ny fitiavana, ny ezaka ary ny faharetana atolotra isan'andro🙏🙏

🎉 Visite ministérielle chez IVO GREEN FARMS MADA ! 🐟🌱Ce week-end, nous avons eu l’immense honneur d’accueillir Monsieur ...
02/06/2025

🎉 Visite ministérielle chez IVO GREEN FARMS MADA ! 🐟🌱

Ce week-end, nous avons eu l’immense honneur d’accueillir Monsieur le Ministre de la Pêche et de l’Économie Bleue au sein de notre site, dans le cadre de nos activités de pisciculture.

À cette occasion, Monsieur le Ministre a félicité et encouragé notre initiative : celle d’un retour vers le monde rural pour y investir, en tant qu’ingénieur agronome engagé, dans un développement durable et inclusif.

🙏 Nous tenons à remercier chaleureusement :
• Monsieur le Ministre et toute son équipe,
• Monsieur le Député d’Isandra
• Monsieur le Chef de District,
• Madame le Maire de la Commune d’Isorana,
• La Gendarmerie,
• Et toutes les autorités locales présentes à nos côtés.

✨ Cette visite marquante fut pour nous un moment fort de partage, d’encouragement et de reconnaissance, qui nous pousse à redoubler d’efforts pour aller encore plus loin dans notre mission.

🟢 Chez IVO Green Farms Mada , nous croyons au potentiel du monde rural et à l’avenir d’une agriculture et d’une aquaculture responsables, vectrices d’emplois, de sécurité alimentaire et de préservation de l’environnement.

🔹 Mettons les points sur les “i” : l’avenir se construit ici et maintenant !

IVO Green Farms Mada s’engage aux côtés de la jeunesse malagasy !Notre Directeur Technique, Rakotondravelo Heriniaina Je...
28/05/2025

IVO Green Farms Mada s’engage aux côtés de la jeunesse malagasy !

Notre Directeur Technique, Rakotondravelo Heriniaina Jean Christian, interviendra en tant que coach et mentor lors de l’événement "RAISIKO ANTANANA NY HO AVIKO", organisé par la JCI Ivonea, les 30 et 31 mai à l’Orange Digital Center Andrainjato.
Un événement incontournable pour celles et ceux qui souhaitent prendre leur avenir en main et devenir acteurs du changement.

Inscrivez-vous dès maintenant ici : https://forms.gle/FWc4V3TTHTGynQJZ6

Mirary fety sambatra sy feno fitiavana ho an'ny reny  rehetra izahay ato amin'ny IVO Green Farms Mada  ❤️❤️
25/05/2025

Mirary fety sambatra sy feno fitiavana ho an'ny reny rehetra izahay ato amin'ny IVO Green Farms Mada ❤️❤️

Address

Isorana

Telephone

+261346431202

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IVO Green Farms Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IVO Green Farms Mada:

Share

Category