14/04/2025
AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?
Izahay dia mikarakara FORMATION,
(en salle) :
marketing ET STRATÉGIE DE VENTE EN LIGNE sur Facebook
Ny Samedi 28 septembre 2024 izao indray fotoanan-tsika amin'ny 08ora-12ora eto TANA(Mahamasina)
Rehefa avy manao ny formation ato amin'ny professionnel. ianao dia ianao mihintsy amin'izay no hanao Boost ny page-nao na ny publication anao. Tsy hiantehitra amin'ny hafa intsony.
Natao ho anao mpanakanto, olo-tsotra, orin'asa sy mpanao vente en ligne na vao manana fikasana anao izany ity fotoana ity
Ho atoro anao ao daholo ny :
✔️ Création de la page professionnel
✔️ regle de la booste
✔️ Boost page/publications
✔️ ciblage(toerana tianao ahita ilay pub-nao)
✔️ Technique de vente
✔️ message automatique,.
✔️ redaction professionnel
✔️ paiement en ligne
=>Izay 30 misoratra anarana mialoha eto amin'ny pejy dia ahazo support : VIDEO fampianarana feno.
=>ao ahorian'ny formation dia mbola manaraka anao faona izahay
Hampianatra ireo rehetra ireo izahay amin ny sarany mora indrindra ho an'antananarivo
Frais de formation :10.000 ar
Date: 19 Avril 2025
Toerana: Mahamasina
=>fisoratana anarana:
Tsindriana ilay""envoyer un message"" eo amin ny sary dia mandefa ANARANA sy CONTACT ao amin ny mp na miantso ny 038 89 635 31 izay ho avy satria voafetra ho 50 no raisina
Manome formation en ligne na à domicile ho an ireo tsy afaka izahay ary mahazo carte visa koa
Frais en ligne: 12.000ar
Frais à domicile : 40.000 ar (0 ar déplacement)
NB: Afaka manatona ny birao misy anay ihany koa ianao amin'ny fotoana mahamety anao
toerana misy ny birao:PARAKY/NAMOTANA
Contact: 038 89 635 31