Mampi'Lenda

Mampi'Lenda " Votre satisfaction est notre plus belle récompense. " 🤗

(Goûté en ligne Majunga 401🇲🇬)

Arabaina daholo ianareo izay nahafeno ilay 50.000Ar🥰👏Amin'ny le 27 izany ny fotoana an🥰   🇲🇬
23/12/2025

Arabaina daholo ianareo izay nahafeno ilay 50.000Ar🥰👏

Amin'ny le 27 izany ny fotoana an🥰



🇲🇬

‎📢 ALLO ALLO 📢‎‎🎉 Feno 1 an amin'ity décembre ity ny nisokafan'ny pejy Mampi'Lenda tsika🤭‎‎Misy lalao kely omena nareo m...
02/12/2025

‎📢 ALLO ALLO 📢

‎🎉 Feno 1 an amin'ity décembre ity ny nisokafan'ny pejy Mampi'Lenda tsika🤭

‎Misy lalao kely omena nareo mpanjifa 🥰

‎Tsotra kely :
‎ ______________

‎✅ Manomboka izao décembre izao dia mividiana sakafo valeur 50.000Ar ianao mandrapa tongan'ny date 23 décembre 18h de omena cadeau avy ato amin'ny pejy🎁

‎🛍️ GOODIES SURPRISE ➕ PIZZA 🍕 MM iray avy ato amin'ny pejy.

‎😱 Tsy voatery andro iray ianao no nividy ny valeur ny 50.000Ar fa afaka zarazarainao ny fotoana ividiananao an'ilay sakafo fa rehefa fenonao ny total ny 50.000Ar de mahazo cadeau ianao 🎁
‎ __________

‎Aza adino manisy j'aime ny pejy dia ilazao ihany koa ny namana amin'izay mba mahazo daholo e 🎊

‎👉N.B : Le 27 Décembre 15h no izaràna an'ilay cadeau anareo 🎁

Ny an'ny client sasany tsy ny gâteau no atao chiffre fa ny pizza 🍕🤭Mamikely anie zany e😋Misy prix zakan'ny olon-drehetra...
08/11/2025

Ny an'ny client sasany tsy ny gâteau no atao chiffre fa ny pizza 🍕🤭
Mamikely anie zany e😋

Misy prix zakan'ny olon-drehetra ato aminay an.

401👏

🇲🇬

Mankasitraka anareo fona lo nahatoky anay😋Ho avy tsy ho ela ny jeux an. 🎮Afaka mandray commande fona izahay na ho an'iza...
08/10/2025

Mankasitraka anareo fona lo nahatoky anay😋

Ho avy tsy ho ela ny jeux an. 🎮

Afaka mandray commande fona izahay na ho an'izay te hanao opération aza. ✨



Bonjour daholo o.Ito indray ny laoka ho an'izay tsy mbola mahita idée atao.Légume (ovy sy carotte) sy hena (omby, kisoa,...
17/09/2025

Bonjour daholo o.
Ito indray ny laoka ho an'izay tsy mbola mahita idée atao.
Légume (ovy sy carotte) sy hena (omby, kisoa, ondry, sns...)

Afaka atao ketsaketsa izany hoe tsy be roniny nefa tsy ritra loatra ihany koa 😋

Zay ary de ataovy matsiro an🙂

Aza adino ny manentana namana hanaraka ny pejy mba ahaizany ny karazana laoka na kabaka izay mety aminy.

Mandray commande sakafo fona izahay raha tsy ny Alahady ihany an🙏



🇲🇬

11/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tinah Saphira, Sabie Créa

Te ihinana pizza Sady misy poulet sy viande hono izy nefa ny volany tsy ampy. Dia hoy izahay hoe azo atao tsara ka🫣 Na P...
11/09/2025

Te ihinana pizza Sady misy poulet sy viande hono izy nefa ny volany tsy ampy. Dia hoy izahay hoe azo atao tsara ka🫣 Na PM na MM na GM dia afaka ataonay ilay izy😋

Mankasitraka nareo aloha 🍕

Manao livraison izahay an. Ary mandray commande ihany koa.

Misy ihany koa ilay mini pizza 1.500Ar an🍕



🇲🇬

Ireto ilay client mamy kely namaly antso.😍 Miandry vague manaraka ny sasany izay mbola ts nahazo🥰Misaotra nareo hatrany🌹...
04/09/2025

Ireto ilay client mamy kely namaly antso.😍
Miandry vague manaraka ny sasany izay mbola ts nahazo🥰

Misaotra nareo hatrany🌹



🇲🇬

Salama daholo o.. ela ela izay an🥰Ho marika ny fankasitrahana ny mpanjifa ato aminay dia omena cadeau 🎁 ianareo rehetra ...
26/08/2025

Salama daholo o.. ela ela izay an🥰

Ho marika ny fankasitrahana ny mpanjifa ato aminay dia omena cadeau 🎁 ianareo rehetra izay nividy sakafo tato amin'ny pejy Mampi'Lenda ♥️

Manasa anareo ary hiditra mp daholo😊

Ho an'ilay mbola tsy nividy kosa mbola tsy tara raha zao no manao commande fa misy izay zakan'ny be sy ny maro ny ato 😉



🇲🇬

Mikatona Kely izahay mandritra ny fotoana tsy voafetra tompoko..😉   🇲🇬
21/06/2025

Mikatona Kely izahay mandritra ny fotoana tsy voafetra tompoko..😉



🇲🇬

Resaka sakafo sy goûté nentsika an ♥️ Mandray commande fona izahay hafa tsy dimanche ihany. 🙂Jereo nge e, 500Ar de efa m...
16/06/2025

Resaka sakafo sy goûté nentsika an ♥️

Mandray commande fona izahay hafa tsy dimanche ihany. 🙂

Jereo nge e, 500Ar de efa mahazo sakafo ato aminay.😉

Efa misy menus be dia be ao ambany ao efa natao zakan'ny rehetra 🥰

🕗8h à 20h ny ora hiasanay tompoko

Manao livraison ihany koa à partir 2000Ar 🚚

📞 0387395880



🇲🇬

Address

Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mampi'Lenda posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share