Manakara Insect

Manakara Insect Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manakara Insect, Farm, Andriana ambony, Manakara.

03/05/2026

TIAKO NY MAMPAFANTATRA FA MISY ISAN'ANDRO NY LARVE BSF AZO JIFAINA ATO AMINAY 6000ar kg, afaka manao livraison
0344624470

03/05/2026
21/04/2026

Otrizao ny fitiavan akoho n'y larve BSF Ary mahasolo hatrany amin'ny 50% n'y sakafony

Faly miarahaba antsika rehetra panarakat tsy tapaka ny pejy Manakara Insect, androany antsika dia hiresaka manokana ny f...
18/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra panarakat tsy tapaka ny pejy Manakara Insect, androany antsika dia hiresaka manokana ny fomba fampikotrehana ny atody BSF,
Zafatra ilaina: koveta na bidon tapaka, rano, provende démarrage na apombo malemy (mongo)
Fomba fanaovana azy: atao anaty cuvette na bidon tapaka ny provende iray fatra tapohana rano iray fatra dia afangaro tsara, dia avy eo atao ambonin'ilay provende ny tamis ary ato eo ambony tamis ny atody bsf, dia saromana lamba manify, afaka 3 ka hatramin 5 Andro dia foy ny atody Ary esorina ny rakotra lamba manify.

14/01/2026

Ny bsf na ny mouche soldat noir dia karazana lalitra any amerika, izay azahoana olitra vaventy be proteine ATAO fanampintsakafony bibi fiompy, toy ny AKOHO,gana, GISA, trondro sns...
Tena haingapitombo io olitra io satria anatiny 15andro dia azahoana olitra 3kg ny ATODY bsf 1gramme

Address

Andriana Ambony
Manakara
316

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manakara Insect posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category