16/11/2022
💥 Anjarantsika eto Antananarivo indray zao oooh 💥
👉 Formation modulaire
SPECIAL BUCHE et VIENNOISERIE
-Lieu : CDA Andohatapenaka
-Date : 24-25 novembre hoavy izao
Ireto no hataontsika aminio:
** Viennoiserie :
- pain choco
- croissant
- pain au raisin
** Creme patissiere
** Buche: - genoise
- glaçage royal
- ganache
- décoration
- Saram-piofanana : 60.000ar(efa ao anatin'io daholo ny ingrédients rehetra ampiasana)
Entinao mody ny zavatra vita eo
Heures:8:30 à 11:30
et 13:30 à 16:30
-Koa ra mahaliana anao ary de midira mp avy hatrany na antsoy ny 034 14 362 04
❌ Tsy misy vola aloa @ fisoratana anarana
Zavatra entina : cahier de note, stylo, barquette, tablier na chiffon kely
Mba misoratra anarana mialoha zay vonona tompoko