Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm

Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm, Farm, Moramanga Ambony, Moramanga.

πŸ‘‰Mbola misy hatrany ny atody Kuroilier azo hakotrika ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm  amin'ny vidiny ...
31/05/2026

πŸ‘‰Mbola misy hatrany ny atody Kuroilier azo hakotrika ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm amin'ny vidiny 4000Ar,

➑️ Ny Kuroilier dia race akoho haingampitombo, vaventy (4,5 - 7,5 Kg ny lahy, 3,5- 5,5Kg ny vavy) no sady mpanatody lava (6/7 jours), anisany race akoho tena tsara izy ity ary miavaka manoloana ireo race afa satria dia 2 volana monja ny akoho dia efa hafaka havoakaπŸ’ΈπŸ’Έ.

βœ… QualitΓ© @ ilay TopπŸ“πŸ“πŸ“πŸ₯
πŸ›– Parents visible - moramanga ambony 😊
☎️ 0381824571
πŸ‘‰ Afaka manao livraison no sady mandefa @ faritra




16/05/2026

🚨🚨 PAPELIKA 🚨🚨
Papelika kely disponible ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm . ho anireo zay liana dia afaka mandefa Mp na miantso avy hatrany 😊😊😊

🏑 Moramanga Ambony
πŸ“ž 038 18 245 71

🚨🚨🚨 Ho anareo izay mitady Lahina akoho Kuroilier, izahay ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm  dia manana Lahy Kel...
16/05/2026

🚨🚨🚨 Ho anareo izay mitady Lahina akoho Kuroilier, izahay ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm dia manana Lahy Kely 3 mois, efa Hanaraka πŸ™‚. Koa raha mahaliana anao izany dia Aza misalasala iantso na mandefa Mp avy atrany πŸ™‚.

πŸ‘‰πŸ‘‰ Mbola misy hatrany koa ny atody azo HAKOTRIKA ( 4000Ar)

🏑 Moramanga Ambony
πŸ“ž 038 18 245 71

04/05/2026

🚨 PAPELIKA KELY 🚨
πŸ‘‰πŸ‘‰ Efa Disponible iandray ny zanaka papelika ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm ho anireo izay mitady 😊😊😊.

βœ… Moramanga Ambony
☎️ 0381824571

04/05/2026

🚨 PAPELIKA KELY 🚨
πŸ‘‰πŸ‘‰ Efa Disponible iandray ny zanaka papelika ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm ho anireo izay mitady 😊😊😊.

βœ… Moramanga Ambony
☎️ 0381824571

πŸ‘‰ Mitady akoho Kuroilier tsara kalitao hanombohanao ny fiompianao ve ianao ?Ireto ary misy vokatra isan-karazany azo jif...
24/04/2026

πŸ‘‰ Mitady akoho Kuroilier tsara kalitao hanombohanao ny fiompianao ve ianao ?
Ireto ary misy vokatra isan-karazany azo jifaina ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm

βœ… 🐣Poussin 7 jours🐣
βœ… πŸ₯Poussin 1,5 moisπŸ₯
πŸ₯š Atody azo hakotrika : 4000 Ar

πŸ’― QualitΓ©s amin'ilay Top 😊

πŸ“ Toerana : Moramanga Ambony
πŸ“ž Contact : 038 18 245 71

🚚 Manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra rehetra

πŸ‘‰πŸ’₯Izahay ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm  dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☺️🎊πŸ”₯πŸ’₯πŸ‘‰ Mbola misy hatra...
05/04/2026

πŸ‘‰πŸ’₯Izahay ato Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☺️🎊πŸ”₯πŸ’₯

πŸ‘‰ Mbola misy hatrany ny atody azo hakotrika @ vidiny 4000ArπŸ’Έ
πŸ‘‰ Misy iany koa ireo poussin efa HAFAPATY ho anireo izay mitady izany ☺️
πŸ‘‰ Efa afaka mamandrika poussin vao fohy koa fa efa ho Fohy ny promotion manaraka🐣🐣

Ho anizay liana dia afaka mandefa MP na koa miantso avy atrany

☎️ 038 18 245 71 (sady Whatsapp)

πŸ›‘ KUROILIER DE MORAMANGA avec YOHAN FARM πŸ›‘Izahay ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm  dia miharahaba ants...
01/01/2026

πŸ›‘ KUROILIER DE MORAMANGA avec YOHAN FARM πŸ›‘

Izahay ato amin'ny Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm dia miharahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2026 ity πŸŽ‰
Enga anie mba ho taona zina ho antsika rehetra ity taona ity, ny miompy hahavanona ary ny mpamboly hahavokatra ary koa ho taona hitondra fahombiazana ho antsika rehetra πŸ™‚

βœ… ATODY AZO HAKOTRIKA DISPONIBLE
πŸ₯š Atody Kuroilier β€” 4 000 Ar
πŸ₯š Atody Hy-Line Brown β€” 1 200 Ar
πŸ‘‰ Raha mahaliana anao dia alefaso ny hafatra miafina na antsoy ny :
πŸ“ž 038 18 245 71
πŸ“ Parents visible – Moramanga Ambony

🀝✨Eto Izahay dia manolotra fankasitrahana feno ho anireo mpanjifa sy ireo izay mbola hanjifa ny vokatra avy ato amin'ny Yohan farm ary mirary ny soa ho antsika rehetra ✨🀝

Address

Moramanga Ambony
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kuroilier de Moramanga avec Yohan Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category