Lapin 514 MADA

Lapin 514 MADA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lapin 514 MADA, Farm, Moramanga.

07/08/2026
07/08/2026

Ho an ze iketrika croisement, misy GPF uni noire reto,
Parents: Uni Havane × Uni Noire

Hivoaka atsy ho atsy zareo fa afaka tonga dia miresak am Mp ze mila, 👍

Tsy ny LAPIN ihan fa mis ihany ku ny BERGER ALLEMAND a, Afaka mijery mivantana ianao zay liana, in-2 isan-taona ihany no...
25/07/2026

Tsy ny LAPIN ihan fa mis ihany ku ny BERGER ALLEMAND a,
Afaka mijery mivantana ianao zay liana, in-2 isan-taona ihany no misy an'itony zavtra tsara tony fa aza variana a, 😊

_Ilay chiots no amidy, 🐕‍🦺

NB: Lapin misy dispo ihany ku, 👍

Mp na 0340815181
Fetra Rthje

21/07/2026

Misaotra ny mpanjifa e, 🙏
Tsis tsun fa miandry kely ndray ny GF a, Yhasina Rkt

Fauve de Bourgogne lahy be efa manaraka, zao ny qualité zay vonona hanana taranaka bitro tsara, Be loha be fohy sofina, ...
18/07/2026

Fauve de Bourgogne lahy be efa manaraka, zao ny qualité zay vonona hanana taranaka bitro tsara, Be loha be fohy sofina,
Midira Mp ary, 👍

Iza no mbol ts nahazo Fauve de Bourgogne?? Mâle 1, Femelle 2Mp na 0349644549
08/06/2026

Iza no mbol ts nahazo Fauve de Bourgogne??
Mâle 1, Femelle 2

Mp na 0349644549

Mola ato reto fa aza tara e, samy manana ny vidiny fa midra MP e, 034 96 445 49034 08 151 81
19/05/2026

Mola ato reto fa aza tara e, samy manana ny vidiny fa midra MP e,
034 96 445 49
034 08 151 81

Ty ndray ar e, GPF Mâle mbol ts niasa mints, miandry kely dia efa afaka miasa tsara, Mp arFetra Rthje
10/05/2026

Ty ndray ar e, GPF Mâle mbol ts niasa mints, miandry kely dia efa afaka miasa tsara, Mp ar
Fetra Rthje

Mbola ato ty GPF Uni noire tsara be ty a, mâle izy, Mp na 034 96 445 49 Porteur 🐰
05/05/2026

Mbola ato ty GPF Uni noire tsara be ty a, mâle izy,
Mp na 034 96 445 49
Porteur 🐰

Address

Moramanga
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lapin 514 MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category