La Gamela - Morondava 619.

Call

La Gamela - Morondava 619. Service Traiteur, Pâtisseries et fast food en ligne Morondava 619

Averina Kely izy ity fa mety takona angamba Ilay prix ao ambany de maro no manontany.👉👉 40.000ar frais de formation👉👉 To...
21/10/2026

Averina Kely izy ity fa mety takona angamba Ilay prix ao ambany de maro no manontany.
👉👉 40.000ar frais de formation
👉👉 Tout compris io.
👉 Réservation mp na miantso mivanatana

De aza adino mitondra barquette asina ny asa izay vita

Ela niandrasana ka Tonga ihany!!Izany ary aloha ny première vague tompoko🥰.👉👉 Formation biscuit sy glace ary yaourt à bo...
20/10/2026

Ela niandrasana ka Tonga ihany!!
Izany ary aloha ny première vague tompoko🥰.
👉👉 Formation biscuit sy glace ary yaourt à boire🤤🤤.

Natao indrindra izao formation izao ho fitsinjovana ho antsika MAMAN na PAPA izay manan-janaka Kely toa anay nefa sahirana @ goûter azo antoka isan'andro sy MBA te hiala @ ireo produit maro izay tsy azo antoka eny rehetra eny.

👉 Sao ianao indray ary no ho tara fa ny valala tsy indroa mandray am-bavahady tompoko😍.
👉 Ny sarany efa natao mirary ho zakan'ny rehetra Sady afaky atao tady vola😍
👉 Fa '' gn'olo mahay raha tsy very mandeha''

🤤🤤🤤🤤Aty La Gamela - Morondava 619. No ahitanao izany spaghetti à la crème f***e izany😄.Andramo ka izahao fa efa betsaka ...
18/10/2026

🤤🤤🤤🤤
Aty La Gamela - Morondava 619. No ahitanao izany spaghetti à la crème f***e izany😄.
Andramo ka izahao fa efa betsaka ireo nanandrana ka tamana.
🏘️ Ankisirasira avaratrin'ny croisement Betela
☎️ 0345252264
☎️ 0321990420 (whatsapp)
🏍️ Livraison possible

❤️ Quelques-unes de nos réalisations gourmandes de la semaine😘😘.☎️ 0321990420 (whatsapp) ☎️ 0345252264🏘️ Ankisirasira av...
14/10/2026

❤️ Quelques-unes de nos réalisations gourmandes de la semaine😘😘.

☎️ 0321990420 (whatsapp)
☎️ 0345252264
🏘️ Ankisirasira avaratrin'ny croisement betela

Efa izao rehetra izao kosa vé no👉👉👉39000ARDe Mbola hisalasala ihany vé ianao🤔🤔.Ahitana: - misao fruit de mer            ...
09/10/2026

Efa izao rehetra izao kosa vé no
👉👉👉39000AR
De Mbola hisalasala ihany vé ianao🤔🤔.
Ahitana: - misao fruit de mer
- poulet grillet accompagné crudité ou frite
- misao poulet.🤤
👉 Mbola mora noho izany ary io raha Tonga misakafo sur place aty ianareo.🤩
Zay fa 😘😘 de aty Ankisirasira akaikin'ny Bar venus sy croisement betela no misy anay
☎️ 0321990420 (whatsapp )
☎️ 0345252264
🏍️🏍️🏍️ Livraison possible raha tsy afaka mi se déplace ianareo tompoko🥰

Dédicace manokana ho an'ireto famille mamy bé ireto Garrôt Chãnď Ôr Bäřñabãsy Perle Nitah .Tena hoe tokam-po tahakan'ny ...
09/10/2026

Dédicace manokana ho an'ireto famille mamy bé ireto Garrôt Chãnď Ôr Bäřñabãsy Perle Nitah .
Tena hoe tokam-po tahakan'ny siny loatra zareo ka tsy mahalala afa-tsy La Gamela - Morondava 619.
Tena tsy MBA niala fa Téo foana ho anay @ karazana événement rehetra iny, ny anniversaire zareo 4 mianaka isan-taona eny hatramin'ny RAD sy ny famille zareo aza❤️🙏🙏.
👉 Enganie MBA ny mamy foana no hiarahana ary mirary soa indrindra ho anareo mivady sy ny ankohonanareo tompoko🙏🙏.
On est vraiment reconnaissant envers vous🙏❤️.
(Sary nazahoana alalana)

Fa aiza aloha no misy anareo anaterana goûté e🤔😍.Disponible sur carte daholo ireo rehetra ireo.💌 Mp ny commande na miant...
04/10/2026

Fa aiza aloha no misy anareo anaterana goûté e🤔😍.
Disponible sur carte daholo ireo rehetra ireo.
💌 Mp ny commande na miantso
☎️ 0321990420 (whatsapp)
☎️ 0345252264.
🏘️ Raha isakafo sur place de ety Ankisirasira no misy anay.
🕗 Misokatra manomboka 18h à 22h

Koa rehefa hitan'izy ireo fa natsiro ny VIVY ritsy dia nitohy ny tantara😍.👉 Poisson grillé 👉 Poulpe sauté à l'ail👉 Mbola...
04/10/2026

Koa rehefa hitan'izy ireo fa natsiro ny VIVY ritsy dia nitohy ny tantara😍.
👉 Poisson grillé
👉 Poulpe sauté à l'ail
👉 Mbola poulpe sy calmar sauté à l'ail hatrany.
👉 Misao fruit de mer.
🏘️ Aty Ankisirasira antsimon'ny bar venus no ahitana anay.
☎️ 0321990420
☎️ 0345252264

Vivy ritsy @ vary VAO likely🤤🤤🤤 Commanden'ny client special ♥️,Tsy tian'zareo raté Ilay izy koa dia napetrany Téo ambani...
04/10/2026

Vivy ritsy @ vary VAO likely🤤🤤🤤

Commanden'ny client special ♥️,
Tsy tian'zareo raté Ilay izy koa dia napetrany Téo ambanin'ny fahalalanay.
👉 Mazava ho azy😍 afa-po zareo🙏🙏.
( Au rhum 🤤🤤).
🏘️ Ankisirasira antsimon'ny bar venus
☎️ 0321990420 ( whatsapp)
☎️ 0345252264
💌 Vonona ny hanome fahafaham-po ho anao hatrany.

Ampahan-tsary t@ ireo asa vita vohakaly sy natao tam-pitiavana avokoa♥️♥️♥️.Asan'ny F♥️🏘️ Ankisirasira atsimon'ny Bar ve...
04/10/2026

Ampahan-tsary t@ ireo asa vita vohakaly sy natao tam-pitiavana avokoa♥️♥️♥️.
Asan'ny F♥️
🏘️ Ankisirasira atsimon'ny Bar venus
☎️ 0321990420
☎️ 0345252264
🛵🏍️ Livraison possible😍

Address

Morondava
619

Telephone

+261345252264

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Gamela - Morondava 619. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category