Yandi’Lait

Yandi’Lait « La santé…avec Yandi’Lait ! »
🧀🧈🍕🥟🥠🎂🍦🥛🍨

EFa sûre commande daholo ny fromage ato aminay ka izay mandefa commande mialoha no mahazo aloha,commande raisinareo mano...
09/08/2026

EFa sûre commande daholo ny fromage ato aminay ka izay mandefa commande mialoha no mahazo aloha,commande raisinareo manomboka 10 septembre izao no raisiko manomboka androany
Misaotra sahady aminy faharetana tompoko
Bonne dimanche 🥰🥰🥰

Ity vokatra ity ihany koa dia afaka jifainareo mivantana ato aminay na eny aminy point de vente akaiky anareo raha toa k...
01/06/2026

Ity vokatra ity ihany koa dia afaka jifainareo mivantana ato aminay na eny aminy point de vente akaiky anareo raha toa ka eto soavinandriana itasy ianareo🥰
Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa anefa fa Mila miteny 2 andro mialoha fa mbola misy fanomanana manokana atao aminy
👉🏻Charcuterie ilay vokatra faharoa vokarinay mivantana👍🏻
Misy 👉🏻Mortadelle
👉🏻Salami
👉🏻Jambon
👉🏻Paté
Contact tsy miova 0385536918

18/05/2026

EFa hoavy ny fromage nahafantaranareo anay atraminizay fa miandry kely sisa a🥰🥰🥰🥰

24/04/2026

Izahay ato aminy Yandi’Lait dia mandray ronono isanandro

Izahay ihany koa dia tsy mijanona ny sehatry ny ronono irery ihany fa ao ihany koa ny tantely azo antoka ,afaka jifainao...
24/04/2026

Izahay ihany koa dia tsy mijanona ny sehatry ny ronono irery ihany fa ao ihany koa ny tantely azo antoka ,afaka jifainao ato aminay aminy vidiny 22000ar/Litre

06/04/2026

Mardi de Pâques rahampitso 😆😆
😘😘😘😘

Masaka indray ary ny ketrika manaraka e,efa vita haingo Tsara izy ka afaka misitraka azy daholo amin’izay ny mpanjifa ma...
07/03/2026

Masaka indray ary ny ketrika manaraka e,efa vita haingo Tsara izy ka afaka misitraka azy daholo amin’izay ny mpanjifa mahafatrapo ny vokatry ’Lait
Misy format 1l / 0,5L / 250ml
Ny fromage hatramin’izay aza adino fa misy foana a:Gouda,Raclette,Fondu

26/02/2026

Fa ilay manao fromage anie aki ka Mila azo antoka ilay fahadiovany e🙈🙈😝
Tandremo a👍

Bonjour daholo🥰Ao indray aloha manao retour ny vokatra vita avy Aminy ronono omby ato Aminy Yandi’Lait isika mpanjifa e ...
26/02/2026

Bonjour daholo🥰
Ao indray aloha manao retour ny vokatra vita avy Aminy ronono omby ato Aminy Yandi’Lait isika mpanjifa e hatrizay e❤️😘🥰
Na hoany fromage:Gouda /Raclette/Fondu
Yaourt maison / à boire

Address

Soavinandriana Itasy
Soavinandriana
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yandi’Lait posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category