Zou'ns

Zou'ns grillade- sakafo gasy-Snack...

01/03/2026

Hisaorana mitafotafo ny AEROVILLAGE Talatamaty sy Tiakaly ary Fy tamin'ny fanatontosana ity video ity 🙏🙏.
Manasa anareo hanandrana ny sakafo eto aminay.
Maro ny sakafo eto aminay fa matahotra zareo sao tsy ho lany 🤣😂.
Misokatra isan'andro 7j/7 manomboka @ 7h30 hatramin'ny 19h , fa ny Alahady hatr@ 15h:
Misy petit déj miaraka @ karazana m**o, goûter, snacking, sakafo gasy, glace, crêpes ...😋😋
Manasa ô!!!

Côte de boeuf et haricot vert sauté au beurre avec chips 😋😋
11/06/2025

Côte de boeuf et haricot vert sauté au beurre avec chips 😋😋

Raha te hihinana " Vary @ anana " inareo dia mila mi commande 30mn mialoha  dia ho afa-po  😋😋
21/03/2025

Raha te hihinana " Vary @ anana " inareo dia mila mi commande 30mn mialoha dia ho afa-po 😋😋

Mandritra ity herinandro ity, dia manolotra " Bonbon Anglais " ho an'izay mividy plat 20 000ar ho anareo Zou'ns. MANDROS...
13/01/2025

Mandritra ity herinandro ity, dia manolotra " Bonbon Anglais " ho an'izay mividy plat 20 000ar ho anareo Zou'ns. MANDROSO eee😋😋

♥️Miomana hitsena ilay Tompontsika 🎉🎄🙏
04/12/2024

♥️Miomana hitsena ilay Tompontsika 🎉🎄🙏

🎅🎄Food court Aérovillage FÊTE NOËL 🎄🎅

🌟 Groupe Ny Avo & Mialy Rakotomamonjy 🌟

Venez célébrer Noël avec nous et écouter des louanges pour être dans la magie de Noël, laisser tous les tracas derrière nous et tout simplement vivre le moment présent 🎁

Rendez-vous ce :
🔸 Mardi 24 décembre à partir de 13h00
🔸 Au food court à Aérovillage Talatamaty

Tongava daholo ô! Itony le MAFANA @ hendriny hafa mihitsy😋😋
02/07/2024

Tongava daholo ô! Itony le MAFANA @ hendriny hafa mihitsy😋😋

🥞 Pause goûter ☕
Pour se réchauffer et en même temps prendre une petite pause tranquille , quoi de mieux qu'un bon Chocolat chaud avec des pancakes 🥞 😋

✅ Disponible chez Zou'ns au food court à Aerovillage Talatamaty

Bonne fête à toutes les mamans, que Dieu bénisse notre foyer 🥰. A toutes les mamans, Zou'ns vous offre une part de ce gâ...
26/05/2024

Bonne fête à toutes les mamans, que Dieu bénisse notre foyer 🥰.
A toutes les mamans, Zou'ns vous offre une part de ce gâteau pour l'occasion 🥂

Vokatra ny ZAVOKA, ny crevettes koa dia aleo aloha hihinana salade zany 😋😋
03/05/2024

Vokatra ny ZAVOKA, ny crevettes koa dia aleo aloha hihinana salade zany 😋😋

22/04/2024

Zahay toujours présents, ny kadou moa hasintsika foana rehefa manjifa eto aminay ianareo @ fotaona toy itony 🤗😋

Mafana ny andro, te hihinana sakafo mangatsitsika  ara-pahasalamana sady mahavoky ianao? Tongava eto aminay ary ee😋😋
29/02/2024

Mafana ny andro, te hihinana sakafo mangatsitsika ara-pahasalamana sady mahavoky ianao? Tongava eto aminay ary ee😋😋

11/02/2024

Manasa antsika hankalaza ny fetin'ny mpifankatia miaraka Zou'ns

Plus qu'un centre commercial, un endroit convivial pour passer un moment de partage et de détente

Address

Aéro Village Talatamaty
Talatamaty

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:00
Tuesday 07:30 - 19:00
Wednesday 07:30 - 19:00
Thursday 07:30 - 19:00
Friday 07:30 - 19:00
Saturday 07:30 - 19:00
Sunday 07:30 - 15:00

Telephone

+261340358519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zou'ns posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category