ATODY AKOHO GASY

ATODY AKOHO GASY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ATODY AKOHO GASY, Grocers, Fianarantsoa, Tanambao.

04/01/2026

Ianao mitady atody akoho gasy azo antoka sy ara-pahasalamana atao sakafo dia aza misalasala mandefa Mp na miantso ny 0346832616, 0333026602. Manana izahay.

-akoho-gasy-fahasalamana ho an vatana, fahombiazana hoan saina.

28/12/2025
Efa misy indray ny atody akoho gasy ato. Midira mp na miantso 0346832616 d alaminantsika ny livraison.
28/12/2025

Efa misy indray ny atody akoho gasy ato. Midira mp na miantso 0346832616 d alaminantsika ny livraison.

Miarahaba ny rehetra.  Aza adino fa misy atody akoho gasy vaovao ato.  Afaka miditra Mp na miantso ny 0346832616  033302...
23/09/2025

Miarahaba ny rehetra. Aza adino fa misy atody akoho gasy vaovao ato. Afaka miditra Mp na miantso ny 0346832616 0333026602. Afaka mandefa izahay indrindra ho anareo haka maro.

Kivy be ianao! Diso fanantenana tamin'ilay atody akoho gasy no vidianao teny an-tsena! Afabaraka fa atody efa ratsy tsy ...
12/07/2025

Kivy be ianao! Diso fanantenana tamin'ilay atody akoho gasy no vidianao teny an-tsena! Afabaraka fa atody efa ratsy tsy fampiasa intsony no azonao 😱

Vaholana ho anao midira na 0346832616 afaka antsoanao raha mila atody akoho gasy azo antoka sy azo ampiasaina tsara.

Livraison-Gratuit-Fianarantsoa-ville

❌❌IREO ATODY TSY TOKONY ATAO  INTSONY ❌❌ Tianao ve ny hafantatra ireo atody simba tsy tokony atao sakafo intsony? Atorok...
02/07/2025

❌❌IREO ATODY TSY TOKONY ATAO INTSONY ❌❌

Tianao ve ny hafantatra ireo atody simba tsy tokony atao sakafo intsony?

Atoroko anao ny fika kely nefa tena mahomby oentinao mamantatra ny atody rehefa simba.
✅ alainao ny tĂ©lĂ©phone-nao dia arehitranao ny torche izy.
✅apetrakanao eo ambonin'ilay torche ny tĂ©lĂ©phone-nao eo ilay atody dia hita taratra ny ao anatiny ao.

🔮đŸ”șalefako eo ambany eo ilay izy fa jereo tsirairay ny sary.

.

Mirary soa anao manjifa atody akoho gasy

Address

Fianarantsoa
Tanambao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ATODY AKOHO GASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category