Glace Masaka 501

Glace Masaka 501 Glace Masaka 501 - Fournisseur de bloc de glace en bouteille (1.5 L) et en barquette (5L et 10L).

Ato eh, ✅ Vaovao be: Efa parer ny barre de glace de 10kg3.000 Ar Efa mahazo ny 10kg 💪🏽Ary ny efa mahazatra: 🚩bouteille 1...
24/06/2026

Ato eh,

✅ Vaovao be: Efa parer ny barre de glace de 10kg

3.000 Ar Efa mahazo ny 10kg 💪🏽

Ary ny efa mahazatra:
🚩bouteille 1.5l: 1.000 Ar
🚩Ny 5kg: 2.000 Ar

Toerana: en face bureau Fokontany, Analakininina H-Be

Contact : 038 92 024 39

Zany ny sary tegna izy eh,Commande nare client sisa,Ary Efa maro naka  reto:1.000 Ar bouteille 1.5 litres,2.000 Ar barqu...
05/06/2026

Zany ny sary tegna izy eh,

Commande nare client sisa,

Ary Efa maro naka reto:

1.000 Ar bouteille 1.5 litres,

2.000 Ar barquette 5 litres,

Miarahaba antsika rehetra! Faly be izahay manambara fa efa afaka manao commande sahady ny Glace Masaka 501 vaovao! 🍦✨Ten...
01/06/2026

Miarahaba antsika rehetra! Faly be izahay manambara fa efa afaka manao commande sahady ny Glace Masaka 501 vaovao! 🍦✨

Tena matsiro, mampangatsiaka, ary azo antoka fa hanome fahafaham-po anareo. Efa dispo amin'izao fotoana izao ireo tsiro rehetra efa nantenainareo! 😋

Te hanandrana ve ianao? Alefaso amin'ny hafatra (Messenger) ny commande-nao na ny fanontanianao momba ny prix sy ny livraison, tompoko. 🚚💨

Aza tara fa vitsy ny stock ho an'ity andro voalohany ity! Miandry anareo izahay! 😍🧊

🧊 Glace Masaka 501 – Offre de lancement !Mivarotra bloc de glace @ tavoangy sy barquette ato 🧊💰 Tavoangy 1,5 L : 1 000 A...
16/05/2026

🧊 Glace Masaka 501 – Offre de lancement !

Mivarotra bloc de glace @ tavoangy sy barquette ato 🧊

💰 Tavoangy 1,5 L : 1 000 Ar
💰 Barquette 5 L : 2 000 Ar

📞 038 92 024 39
📍 Analakininina H-be, en face bureau Fokontany, Toamasina

*Ny tavoangy efa anatin’ny vidiny.
*Ny barquette mijanona, tsy amidy.

Bienvenue sur la page Glace Masaka 501 !Nous proposons des blocs de glace en bouteille (1,5 L) et en barquette (5 L et 1...
08/04/2026

Bienvenue sur la page Glace Masaka 501 !
Nous proposons des blocs de glace en bouteille (1,5 L) et en barquette (5 L et 10 L), parfaits pour vos besoins domestiques, commerciaux ou événementiels.
Notre glace est pure, bien conservée et disponible sur commande, avec des tarifs revendeur avantageux.

📍 Situé à Toamasina — fraîcheur garantie à chaque livraison !

---

Welcome to Glace Masaka 501!
We provide ice blocks in bottles (1.5 L) and containers (5 L and 10 L), perfect for home, business, or events.
Our ice is pure, well-preserved, and available on order, with special reseller prices.

📍 Based in Toamasina — freshness guaranteed with every delivery!

---

Tongasoa eto amin’ny pejy Glace Masaka 501 !
Manolotra ranomandry amin’ny tavoahangy (1,5 L) sy barquette (5 L sy 10 L) izahay, mety tsara ho an’ny filàna an-trano, ara-barotra ary hetsika.
Ny ranomandry atolotray dia madio, voatahiry tsara ary azo alaina amin’ny baiko, miaraka amin’ny vidin’ny mpivarotra manokana.

📍 Ao Toamasina — fahadiovana sy hatsiaka voaaro amin’ny fanaterana tsirairay !

Address

Analakininina
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glace Masaka 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category