Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina - ISMLT

Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina - ISMLT Pour un Avenir Meilleur

📢📢 Mbola sahiragna mitady asa ve ianao nefa tsy mahita satria tsy manana traikefa na fahaiza-manao matihanina?🔥 Aza kivy...
08/07/2026

📢📢 Mbola sahiragna mitady asa ve ianao nefa tsy mahita satria tsy manana traikefa na fahaiza-manao matihanina?

🔥 Aza kivy. Fotoana izao hananganana ny hoavinao!

🎓 Midira ao amin'ny Formation Professionnelle en Hôtellerie izay tanterahina ao amin'ny 👉 ISM LOHARANO 👈

📆 mandritra ny 03 volana.

🏢 en face FDC Mangarivotra – Toamasina

📞 034 93 818 46

⚠️ Voafetra ny toerana! Koa aza miandry ny fotoana farany vao misoratra anarana.

✨ Mianara anio, manomàna ny fahombiazanao rahampitso🌟

📢📢📢 Andao hianatra 🧑‍🍳🧑‍🍳👉Manodina paty gasy👉Mahandro ron-dasopy le matsiro sy mamoka loko fotsy tsara ireny👉Paty na van...
19/05/2026

📢📢📢 Andao hianatra 🧑‍🍳🧑‍🍳
👉Manodina paty gasy
👉Mahandro ron-dasopy le matsiro sy mamoka loko fotsy tsara ireny
👉Paty na van tan sy ny farces ao anatiny
👉Boulettes chinoise
Ireo indray ary ny fiofanana hatolotra antsika am asabotsy 23 Mai ho avy izao. Sady mety tsara am'zao andro manomboka mangatsika zao ny fahaizana anireo an 👌
Aza tara ary misoratra anarana mialoha satria voafetra ny toerana
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra
☎️ 0340349871

Mankasitraka ny ONG MIAVOTENA nanome fahatokisana anay nandray antanana an’ireto tanora mahafinaritra ireto 👏👌 Ary mirar...
15/05/2026

Mankasitraka ny ONG MIAVOTENA nanome fahatokisana anay nandray antanana an’ireto tanora mahafinaritra ireto 👏👌
Ary mirary azy ireo mba hanohy hatrany ny ezaka izay efa natomboka ary ho lasa tena matihanina tanteraka 👨‍🍳

Ny toerana misy anay tsy miova
🏠derrière église Saint Paul Mangarivotra
☎️0340349871

📢📢 FORMATION FAST FOOD 🌮🍩❌Ho anao izay mitady fidirambola azo antoka, sy te hahay hikarakara sahafo, natokana ho anao it...
05/05/2026

📢📢 FORMATION FAST FOOD 🌮🍩
❌Ho anao izay mitady fidirambola azo antoka, sy te hahay hikarakara sahafo, natokana ho anao ity
👉formation Fast food, izay hianarana ny Tacos, Panini, Pao, Petit pain, ary Donuts
Ny fotoana dia ny asabotsy 09 Mai ho avy izao
am 08h ora maraina
Koa aza tara ary amin'ny fisoratana anarana fa voafetra ny toerana
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra
☎️ 0340349871

❌ Ny tsy mianatra ihany ngeh hoa no tsy mahay eh  Ary amizao dia efa miverina normale tsara ny fampianarana taorian’ny v...
29/04/2026

❌ Ny tsy mianatra ihany ngeh hoa no tsy mahay eh
Ary amizao dia efa miverina normale tsara ny fampianarana taorian’ny volana vitsy izay nahatapaka ny jiro
Koa aza tara ary ianao am fidirana manaraka izao satria dia voafetra hatrany ny isa ny mpianatra ho raisina
Afaka miantso mivantana ny 0340349871
No afaka manantona mivantana ihany koa aty am Bureau, derrière eglise saint Paul Mangarivotra

📢📢📢Ho antsika eto Tamatave, ity indray ny tolotra fiofanana manaraka izay efa maro ny nangataka azyIreto daholo ho hiana...
13/04/2026

📢📢📢Ho antsika eto Tamatave,
ity indray ny tolotra fiofanana manaraka izay efa maro ny nangataka azy
Ireto daholo ho hianaranao amin'izany:
👉pâte à pizza sy ny farces miaraka aminy
👉mini quiche
👉tartelettes
👉pâte brisé
👉crème pâtissière
👉pâte à choux: choux à la crème, éclair au chocolat, sygnes, Paris-brest
Koa aza tara ary misoratra anarana ato am pejy na manantona mivantana aty an-toerana
☎️ 0340349871
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra

❌❌Ity indray ary ny manaraka eh ☺️☺️Formation Pizza et Burgers izay tena maro mangataka tokoa hatrizay, tonga ihany izy ...
24/03/2026

❌❌Ity indray ary ny manaraka eh ☺️☺️
Formation Pizza et Burgers izay tena maro mangataka tokoa hatrizay, tonga ihany izy ity
Am asabotsy izao ary ny fotoana hianaranao ny pâte à pizza, pâte à burgers, ny fikarakarana ny garniture sy ny technique fandrahoana azy, sns...
Koa aza tara ary misoratra anarana, ny toerana tsy miova
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra
☎️0340349871

❌❌ FORMATION FAST FOOD 🌮🍩👉Koa satria marobe ianareo nangataka ny hamerenana ny formation Fast food dia indro fa ho averi...
09/03/2026

❌❌ FORMATION FAST FOOD 🌮🍩
👉Koa satria marobe ianareo nangataka ny hamerenana ny formation Fast food dia indro fa ho averinay indray izy izao
Ny fotoana dia ny asabotsy 14 Mars ho avy izao, izay hianarana ny Tacos, Panini, Pao, Petit pain, Donuts,
izay hotanterahina am 08h ora maraina
Koa aza tara ary amin'ny fisoratana anarana fa voafetra ny toerana
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra
☎️0340349871

Akory Tamatave 👋👋👋🔥Mitady fitadiavambola azo antoka ve ianao, na koa mitady vadin'asa hanampy ny vola miditra ao an-toka...
01/03/2026

Akory Tamatave 👋👋👋
🔥Mitady fitadiavambola azo antoka ve ianao, na koa mitady vadin'asa hanampy ny vola miditra ao an-tokatrano?
👉Izahay ato am Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina (ISMLT) dia manolotra ho anao formation savon ,ianaranao ny savon liquide sy savon solide,
izay tena hanampy anao tokoa ny fahaizana azy ireo satria sady azo atao fitadiavambola no afaka amboarinao ho fampiasa ao an-tokatrano ihany koa.
Natao mora dia mora anefa satria dia 5.000ar monja, na 25mil fmg fotsiny dia ahaizanao ireo
Koa aza tara ary misoratra anarana aty am bureau na mandefa message ato amin'ny page
🏡 Derrière église Saint Paul mangarivotra
☎️ 0340349871
❌Ny fotoana dia ny asabotsy 07 Mars ho avy izao

📢 OFFRE DE STAGE – Assistant(e) Communication & SecrétariatNotre centre recrute un(e) stagiaire motivé(e) pour appuyer l...
09/02/2026

📢 OFFRE DE STAGE – Assistant(e) Communication & Secrétariat

Notre centre recrute un(e) stagiaire motivé(e) pour appuyer les activités de communication, visibilité et secrétariat.
Une belle opportunité pour acquérir de l’expérience pratique et développer vos compétences 💼📊📣

📍 Lieu : Institut Supérieur Mixte LOHARANO, en face du FDC Mangarivotra
⏳ Durée : 3 mois

📩 Candidature :
Envoyez votre CV et lettre de motivation à
📧 [email protected]

ou directement en message privé 📥

Address

Cité Haras Ankirihiry
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 09:00 - 23:00

Telephone

+261346794976

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina - ISMLT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina - ISMLT:

Shortcuts

Share