Patis & tropi'glace

Patis & tropi'glace Douceur & fraîcheur 😋

Coucou😊 alefao mialoha foana ny commande a 🥰 À partir 6000ar ny portion 😊 aza misalasala manoratra amin'ny mp na miantso...
06/07/2026

Coucou😊 alefao mialoha foana ny commande a 🥰
À partir 6000ar ny portion 😊 aza misalasala manoratra amin'ny mp na miantso 0345335238 na manantona mivantana 🥰

aza adino 😉 Abonnéo ny page-tsika fa hisy zava-baovao 🥰

Coucou🥰 aza adino fa mandray commande gâteaux zahay 🥰 prix abordable nefa tena tsara 😋 Mp na miantso 0345335238 😊
28/06/2026

Coucou🥰 aza adino fa mandray commande gâteaux zahay 🥰 prix abordable nefa tena tsara 😋
Mp na miantso 0345335238 😊

Coucou 🥰 tonga dia amboary ny programme amin'ny 25 juin dia ndao aty aminay manao arendrina 😁 misy parking sy toerana ma...
24/06/2026

Coucou 🥰 tonga dia amboary ny programme amin'ny 25 juin dia ndao aty aminay manao arendrina 😁 misy parking sy toerana malalaka tsara 😋 sady akaiky la mairie 🥰 ndao ihinana glace,nem,gâteau sns 😋
Miandry anareo zahay a 😋
Toerana:akaikin'ny la mairie en face Beati University 🥰 mora hita kely io
0345335238

Hey miezaka foana zahay manome zavatra tsara ho anareo 🥰 bon plan nem matsiro kely ndray😋 miaraka amin'ny salade sy sauc...
23/06/2026

Hey miezaka foana zahay manome zavatra tsara ho anareo 🥰 bon plan nem matsiro kely ndray😋 miaraka amin'ny salade sy sauce 😋 ela nitadiavako zavatra otran'ity teto Tamatave 😁
Lieu:akaikin'ny la mairie en face Beati University 🥰
Ny glace sy esquimaux sns misy foana a 🥰

Mankasitraka anareo rehetra o 🥰 mialatsiny ho an'izay tsy nahazo fa efa niezaka natao nisinisy ihany ny androany 😊 mbola...
21/06/2026

Mankasitraka anareo rehetra o 🥰 mialatsiny ho an'izay tsy nahazo fa efa niezaka natao nisinisy ihany ny androany 😊 mbola mandray commande foana zahay a 🥰 mirary soa ny ray rehetra 🥰

coucou🥰 manana vokatra vaovao zahay a 🥰 esquimaux matsiro be 😋 tena te ihinana fona ianao mihinana azy 🥰 ara-pahasalaman...
19/06/2026

coucou🥰 manana vokatra vaovao zahay a 🥰 esquimaux matsiro be 😋 tena te ihinana fona ianao mihinana azy 🥰 ara-pahasalamana tsara 🥰 mety amin'ny ankizy sy ny lehibe 🥰 tongava manandrana fa tsy hanenenana 🥰

coucou🥰 aza variana fa amin'ny alahady anie ny fête de père e 😁 promotion fête de père gâteau pour 4 personnes 20000ar a...
15/06/2026

coucou🥰 aza variana fa amin'ny alahady anie ny fête de père e 😁 promotion fête de père gâteau pour 4 personnes 20000ar akohatran'ny au choco🥰 afaka atao mitovy amin'io fa afaka manome modèle ihany koa ianareo 🥰 midira mp ary
0345335238
Lieu de récupération : akaikin'ny la mairie en face Beati university 🥰 akaikin'ny hôtel H1

coucou 🥰 nohon'ny adidy aman'andraikitra dia tsy misokatra izahay ny samedi sy dimanche ho avy izao 😊 miverina misokatra...
11/06/2026

coucou 🥰 nohon'ny adidy aman'andraikitra dia tsy misokatra izahay ny samedi sy dimanche ho avy izao 😊 miverina misokatra kosa izahay manomboka lundi 😊 ialana tsiny ho an'ireo izay commande tsy voaray 🙏

Ny rahapitso vendredi kosa dia mety glace no tena ho itanareo ato an-tsena aloha 😊
Misaotra tompoko 😊

Gâteau personnalisé bob l'éponge💛 mandray commande hatrany 😊 Toerana: akaikin'ny la mairie en face Beati university,akai...
10/06/2026

Gâteau personnalisé bob l'éponge💛
mandray commande hatrany 😊
Toerana: akaikin'ny la mairie en face Beati university,akaikin'ny Hôtel H1

03/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Malala Fenosoa, Mirindra Rh, Neila Rakoto, Faly Avo Evalyah, Phenou Rand, RayDine Rakotomanana

Address

Toamasina 501
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patis & tropi'glace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category