29/11/2025
👉Vonona ve ianao hanandrana trondro Tilapia vao avy nosamborina sy matsiro indrindra? 🐟✨
Izahay ato amin'ny Tama Ferme dia hanolotra trondro Tilapia tsara kalitao sy amin'ny PROMO manokana manomboka amin'ny herinandro.
Ahitanao Trondro iray milanja manodidinan'ny 200 à 500gr, ary amidy ambongadiny sy antsinjarany.
🟠Trondro tena tsara sy vaovao isanandro no omenay anao, ary vokatra avy eto an-toerana.
Aiza no ahitana anay?
📍 Point de vente en face POKIMA Mangarivotra Toamasina.
Mifandraisa aminay izao:
📞 +261340176305 (Antsoy na mandefasa hafatra Messenger na WhatsApp)
Araho tsy tapaka ary ny pejin-tsika e! Zarao ity hafatra ity fa misy havanao na namanao mety ho liana.