27/04/2026
Mitohy hatrany ho antsika eto TOAMASINA VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺
"Naturelle et EFFICACE" 100%
Prix : 20.000 Ar vovony na voany.
Lanjany : 150g Net
Toerana misy anay: TANAMAKOA Ambodimanga (hiditra centre lambaoany), miantso mialoha.
Livraison: manomboka 3000ar
- Prostate : mampihena ny fivontosana, mitazona ny prostate tsy hivonto. Manampy ny lehilahy ho amin'ny fahatanjahana.
- Diabète : mampihena ny tahan'ny siramamy ao amin'ny vatana, manala ny manetsina ny fantson'amany. Mampilamina ny fiasan'ny voa
- Tosi-drà : manala tsikelikely ny cholesterole be loatra amin'ny vatana, manampy amin'ny fikorianana'ny ra, manala ireo tavy manelingelina ny lalandra sy ny fo. Mahatonga ny tosi-dra hilamina.
- Près sy postemenopause
- Hoditra : manamandina ny hoditra, manalefaka sy miaro azy tsy ho makina.
- Ny saina : manampy amin'ny fiasan'ny saina noho izy misy oméga 3.
- Anticorps, misy vitamine C.
- Manampy amin'ny torimaso.
- Manampy amin'ny fanirin'ny volo.
Téléphone: 034 56 772 66 - 032 92 881 20
Antananarivo: Soa Voamboatavo
"Efa maro no nahita vokatsoa avy aminy koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha misy fanontaniana, mirary fahasalamana tompoko"
Jereo ao amin'ny commentaire ny repère trano point de récupération. ⬇️⬇️⬇️