13/08/2026
โ ๏ธNICK DAVID DIA MANAMBADY TELO ARY IRAY TRANO IZY EFATRA. VEHIVAVY TELO IREO NO MIASA SY MITADY VOLA FA IZY DIA MIJANONA AO ANTRANO MIKARAKARA TOKATRANO SY NY ANKIZYโผ๏ธ
Any รtats Unis ๐บ๐ธ , ranamana iray antsoina hoe Nick Davis,no manambady vehivavy telo, iray trano avokoa izy ireo, nilaza i Nick fa nahita fomba mahomby @ fandaminana ny fiainan-tokatranon'izy ireo, ka izy no mijanona manao raharaha sy mikarakara ao an-trano , raha toa kosa izy telo vavy vadiny , dia i April, i Jennifer ary i Danielle, no mitady ny vola na mamelona ny tokatrano .
๐ Ny vie privรฉe an'izy ireo dia nivoaka tamin'ny haino aman-jery tao amin'ny fandaharana Seeking Sister Wife, izay nanazavany fa nisafidy malaka ity fandaminana ity izy ireo ary mizara ny andraikitra araka izay mety @ tsirairay avy, ary mety izany.
๐ Ry zareo 4 mivady moa dia manana sy mitaiza zazavavy kely iray,
mahasarika ny sain'ny mpikirakira tambazotra ny mode de vie an'izy ireo, ka misy ny liana, ny manohana, ao koa ireo mitsikera.
tsy eken'ny lalร na any amin'ny firenena maro moa ny fanambadiana maro na polygamie.
Mety maro amintsika izao no te ahafantatra hoe ahoana no fomba fandaminana fatorian'izy efatra rehefa aminy alina? Lazao aminy commentaire ao ny hevitrinao mahakasika any zay๐
Azadino ny mizara sy manisy rรฉaction ny page fa ahita zava-baovao fona enao