Mah'Kuroiler de Bongolava

Mah'Kuroiler de Bongolava Vente de poussins: Disponibles dès l'âge de 7 jours jusqu'à environ 4 mois

🐓 Mahay mibika izy✨ Misy poussin Kuroiler vitsivitsy azo alefa ato.👉 Araraoty fa voafetra ny isa.📞 Contact: 0349116502
27/01/2026

🐓 Mahay mibika izy
✨ Misy poussin Kuroiler vitsivitsy azo alefa ato.
👉 Araraoty fa voafetra ny isa.
📞 Contact: 0349116502

✅ Mahay mibika na dia bila rantsana aza an 🐓Tsy amidy fa mpamokatra, @ ilay vaventy tsara 👍Ho avy tsy ho ela ny vokatra ...
28/11/2025

✅ Mahay mibika na dia bila rantsana aza an 🐓
Tsy amidy fa mpamokatra, @ ilay vaventy tsara 👍

Ho avy tsy ho ela ny vokatra raha toa ka elaela tsy heno izahay ⏳🐣🐤

16/11/2025

"Ny zavatra rehetra miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra" Romana 8:28
🙏

✨Mitady Poussin KUROILER 💯% race pure ve ianao? Ilay sady nofo no atody 👍 Ilay sady matanjaka no tsy mifidy toetr'andro ...
08/09/2025

✨Mitady Poussin KUROILER 💯% race pure ve ianao? Ilay sady nofo no atody 👍 Ilay sady matanjaka no tsy mifidy toetr'andro 👍 Mety tsara eto Bongolava...

✅ Eny, efa misy eto Tsididy. Efa herin-taona mahery izay no niompianay KUROILER teto @ Mah'Kuroiler de Bongolava. Tsy voatery hanafatra avy lavitra ianao fa eto an-tanàna ihany dia efa misy azo jifaina, ary afaka jerena ifotony.

✅ Tsy izany ihany fa afaka manome anao ny torohevitra rehetra ilaina @ fiompiana azy izahay, indrindra ny lafiny ara-pahasalamana

✅ Tsy adino koa fa efa misy vokatra azo jifaina ny:
👉 AUSTRALORP, ilay mpanjakan'ny fanatodizana
👉 WYANDOTTE ARGENTÉ (Silver Laced Wyandotte), ilay haingon-tanàna mahafinaritra

Farany, misy koa ny 🥚 ATODY KUROILER 🥚 sy AUSTRALORP amidy, saingy voafetra ny isa

Koa aza misalasala ary hijery izay mety sy mahasoa anao 👇

Contact: 034 91 165 02

ʚɭɞ Tahină ʚɭɞ
Eric Randrianarivo
Toky Andrianarivo

AUSTRALORP INDRAY NO TOLOTRA ANDROANYNahoana no tokony hisafidy ny Australorp ianao?✅ Mpanjakan'ny fanatodizana izy (rec...
29/08/2025

AUSTRALORP INDRAY NO TOLOTRA ANDROANY

Nahoana no tokony hisafidy ny Australorp ianao?
✅ Mpanjakan'ny fanatodizana izy (record du monde) 🥚🥚🥚
✅ Matanjaka sy mafy ka afaka mahazaka toetr'andro samihafa
✅ Tena namana sariaka sy mora ifandraisana ny Australorp ka mahatonga azy ho mora karakaraina. Mety tsara na @ ankizy aza

👉 Alefaso avy hatrany ary ny commande fa mbola misy poussin Australorp 26 isa disponible ato:
10jours = 13.000Ar ny 1

✨ Tsy adino fa mbola misy hatrany koa ny KUROILER an 🐓 Poussin sy vantony, lahy sy vavy

Contact:
034 91 165 02
ʚɭɞ Tahină ʚɭɞ
Eric Randrianarivo
Toky Andrianarivo

Toerana: Tsididy Ville

✨ Te hanomboka fiompiana akoho ve ianao na hanatsara izay efa natomboka? ✨ Tena afaka hatao vadin'asa na antom-piveloman...
24/08/2025

✨ Te hanomboka fiompiana akoho ve ianao na hanatsara izay efa natomboka? ✨ Tena afaka hatao vadin'asa na antom-pivelomana mihitsy izany, koa aza misalasala ary 👇

Misy hatrany ny vokatra KUROILER 💯 % azo jifaina ato @ Mah'Kuroiler de Bongolava , misy atody, zanak'akoho, ary vantony lahy sy vavy.

✨ F'angah zay ihany! Misy koa ny vokatra vaovao ankoatran'ny Kuroiler:
👉 Australorp: mpanjakan'ny fanatodizana 🥚🥚🥚
👉 Wayndotte argenté: tsara bika, tsara volo (vitsivitsy)

Toerana: Tsiroanomandidy Ville
Contact: 034 91 165 02
ʚɭɞ Tahină ʚɭɞ
Eric Randrianarivo

KUROILER 💯 % HATRANY👍 Mba mibikabika kely ndray aloha fa elaela zay 👉 Ilay haingam-pitombo, sady fakana nofo no manatody...
13/08/2025

KUROILER 💯 % HATRANY

👍 Mba mibikabika kely ndray aloha fa elaela zay
👉 Ilay haingam-pitombo, sady fakana nofo no manatody lava.
👉 Mety @ toetr'andro rehetra eo Madagasikara

Iza ilay mbola tsy nahazo?
Misy zanany sy vantony, ary lahy sy vavy
Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana avy hatrany
👉📞 034 91 165 02
Toerana: Tsididy Ville

✨ 🐓KUROILER 💯% HATRANY 🐓✨Ny Kuroiler dia fanta-daza @ maha akoho vaventy, fakana nofo (chair🍗) sy manatody lava (pondeus...
26/06/2025

✨ 🐓KUROILER 💯% HATRANY 🐓✨
Ny Kuroiler dia fanta-daza @ maha akoho vaventy, fakana nofo (chair🍗) sy manatody lava (pondeuse 🥚) azy.

F'angah 'zay ihany! 😃
✅ Mahazaka ny toetr'andro rehetra eto amintsika izy
✅ Mahatohitra aretina kokoa ka tsy mora marary

👉 Ary izahay dia miezaka ny hanome anao ny tsara hatrany
👉 Tsy ho ela koa dia ho avy ny poussin kely 🐣
🏃Voafetra ny isa ka izay tonga aloha no mahazo

AZA misalasala ary miantso na mandefa message
Laharana: 0349116502 (misy What'sApp)
Toerana: Tsididy

✨Mahay maka sary koa zareo 😍
14/06/2025

✨Mahay maka sary koa zareo 😍

Address

Lot 1 TL 58
Tsiroanomandidy
119

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 12:00
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah'Kuroiler de Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category