Coopérative VEZO Mitsinjo RIAKY

Coopérative VEZO Mitsinjo RIAKY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coopérative VEZO Mitsinjo RIAKY, Wholesale Grocer, Ambola, Tulear.

Tsy mitsahatra izahay ato amin'ny page coopérative VEZO MITSINJO RIAKY, fety ny andro, koa aza misalasala fa mandray ana...
30/12/2025

Tsy mitsahatra izahay ato amin'ny page coopérative VEZO MITSINJO RIAKY, fety ny andro, koa aza misalasala fa mandray anareo izahay tompoko, Coopérative VEZO Mitsinjo RIAKY CRS Madagascar Ekotso Lazahira Dit Tealongo

Faly miarahaba hoantsika amin'izao taom-baovao 2026 hoavy izao izahay Orinasa coopérative vezo Mitsinjo RIAKY eto Ambola...
27/12/2025

Faly miarahaba hoantsika amin'izao taom-baovao 2026 hoavy izao izahay Orinasa coopérative vezo Mitsinjo RIAKY eto Ambola
Coopérative VEZO Mitsinjo riake Dia manana vokatra eny andranomasy (tsondro)
Coopérative vezo Mitsinjo riake mividy aminy mpiandriaka Sady mivarotra
Hoantsika Izay Haka hangalaka entana Dia afaka miantso ity laharana ity 0349102562 maro kalitao ireo tsondro vidinay
Tsondro glacé
Tsondro fumé

Address

Ambola
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coopérative VEZO Mitsinjo RIAKY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share