02/06/2026
Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra amin'ny fitokisana sy ny fanohanana hatrany anay eto amin'ny Vokatra avy amin'ny ronono 🙏
Noho ianareo dia afaka manohy manome vokatra tsara sy kalitao izahay. Misaotra indrindra tompoko! ❤️
📢 Mandray fiaraha-miasa sy commande hatrany izahay ho an'ny beurre sy crème fraîche.
Aza misalasala mandefa hafatra na miantso raha mila fanazavana fanampiny.
🤝 Kalitao • Fahadiovana • Fahafaham-po
Mankasitraka indrindra! 🌹