Mahavelo

Mahavelo ANTSIRABE: Sakafo Atoandro, Soupe, Tsakitsaky...

Sakafo tsotra nefa tena tiana ❤️Vary 🍚 + Kabaro rony 🫘 + côtelette/hena-baolina🍖💬 Ahoana no tianao azy?— be rony— be hen...
03/02/2026

Sakafo tsotra nefa tena tiana ❤️
Vary 🍚 + Kabaro rony 🫘 + côtelette/hena-baolina🍖
💬 Ahoana no tianao azy?
— be rony
— be hena
— be vary 😄

💬 Iza no olona entinao hiaraka hihinana? Tag-eo eto 👇Vary mafana + hen’omby ritra = 💥Sakafo tsotra. Tsiro tena izy.👉 Rah...
03/02/2026

💬 Iza no olona entinao hiaraka hihinana? Tag-eo eto 👇
Vary mafana + hen’omby ritra = 💥
Sakafo tsotra. Tsiro tena izy.
👉 Raha lasa laoka ato amin’ny gargotte ity…

Nareo koa ve rehefa maika tonga atondrako mitambatra ny vary sy laoka ary lasary ? Tsy adino sakay amin'ny sisiny 😁     ...
19/01/2026

Nareo koa ve rehefa maika tonga atondrako mitambatra ny vary sy laoka ary lasary ? Tsy adino sakay amin'ny sisiny 😁

Salama daholy e👋 Sakafon-tsika anio indray: 🍴 Sosisy sy haricot vert🍴Kabaro sy hen'omby🍴Trondro fritte👉Manomboka amin'ny...
16/01/2026

Salama daholy e👋
Sakafon-tsika anio indray:

🍴 Sosisy sy haricot vert
🍴Kabaro sy hen'omby
🍴Trondro fritte

👉Manomboka amin'ny 3000ar dia efa mahazo vary ato aminay an!!!

👉Ny toerana tsy miova eto amin'ny sapanana Espace Rojo minavaratra maramaille no misy anay

Salama daholo e! 👋Sakafon-tsika anio indray:🍽️ Vary + laoka-Sosisy sy kabaro-Hen'omby sy kabaro-Cotlette Tsy adino ny mi...
15/01/2026

Salama daholo e! 👋
Sakafon-tsika anio indray:

🍽️ Vary + laoka

-Sosisy sy kabaro
-Hen'omby sy kabaro
-Cotlette
Tsy adino ny misao sy jus sy tsakitsaky.

💰 Manomboka 3000 Ar monja
✅ Madio
✅ Toerana malalaka sy milamina
👉 Tongava maro e!
📍 Eto @ sapanana Espace Rojo minavaratra marmailles no misy anay
Sakafo tsotra, mahavoky, ary avy amin’ny fo ❤️
Mahavelo – tsiro tsara, vidiny mirary 🔥

Salama daholo e! 👋Ho an’izay mitady sakafo atoandro tsara, mora ary madio manodidina ny Fihavanana Center sy Les Marmail...
14/01/2026

Salama daholo e! 👋
Ho an’izay mitady sakafo atoandro tsara, mora ary madio manodidina ny Fihavanana Center sy Les Marmailles 👇
🍽️ Vary + laoka
💰 Manomboka 3000 Ar monja
✅ Madio
✅ Toerana malalaka sy milamina
👉 Tongava maro e!
📍 Eto @ sapanana Espace Rojo mianavaratra marmailles no misy anay
Sakafo tsotra, mahavoky, ary avy amin’ny fo ❤️
Mahavelo – tsiro tsara, vidiny mirary 🔥

Address


Opening Hours

Monday 10:00 - 17:00
Tuesday 10:00 - 17:00
Wednesday 10:00 - 17:00
Thursday 10:00 - 17:00
Friday 10:00 - 17:00
Saturday 10:00 - 17:00

Telephone

+261324617439

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahavelo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share