Tilapia By NyAinapiscicole

Tilapia  By NyAinapiscicole Miompy ary mivarotra Tilapia Frais tsara tsiro��

Préparation des géniteurs🐟??  Pisicole... Tsy ho ela👌👌
27/08/2026

Préparation des géniteurs🐟??
Pisicole... Tsy ho ela👌👌

  sy ny manodidina... Tilapia tsara tsiro🐟🐟👌👌Alefao commandeho🐟🐟
18/08/2026

sy ny manodidina...
Tilapia tsara tsiro🐟🐟👌👌
Alefao commandeho🐟🐟

24/06/2026

angezana ho ... Ampidirina rehefa hoavy ny mafana.
Tanjona:
1- Mihena ny rehefa maventy ny ny zana-trondro
2- Eo no mihidy ny rano ka mba mety ho tsara ny vidiny (Octobre_Février).

26/05/2026

Test ao anaty dobo
1000 Poissons ( 200g Poids moyen)
26 Juin izay hanao réservation ( 300kg eo)
Efa 🐟🐟io fa efa en cage an
Sakafo: Provende amboarina ara-pasalamana.tsara👌👌
Contact rapide: 0346969066👌🐟🐟🐟

Hanomboka indray ny CalibrageDate d'enpoissonnement: 6 JanvierDate de calibrage: 6 MaiPoids moyen: 210g eoeo ( Efa nisy ...
06/05/2026

Hanomboka indray ny Calibrage
Date d'enpoissonnement: 6 Janvier
Date de calibrage: 6 Mai
Poids moyen: 210g eoeo ( Efa nisy 350g ary😁)
Destination: ao anaty dobo ( andrana aloha)
Afaka 2 mois manenjika 350g any...
Efa miomakomana @ commande any am Juin any👌👌🙏🐟🐟

01/05/2026

Fafinaretana foana zany hoe miaka-bokatra zany... Miandry ny manaraka indray...

Pêche contrôle vita fety aloha sady voandalana hoentina mody... - Poids moyen: 300g ( Misy 470g ary🐟)- Fin Avril alefa f...
08/04/2026

Pêche contrôle vita fety aloha sady voandalana hoentina mody...
- Poids moyen: 300g ( Misy 470g ary🐟)
- Fin Avril alefa fa efa tena ngeza loatra ka aza tara commande fa eo amin'ny 4 glacieres fotsiny🙏🐟🐟🐟

31/03/2026

Vokatra kely amin'izao akatoky ny fety izao...
🐟🐟🐟👌👌
Lieu de récuperation: Ampasapito.
Zoma na Asabotsy tonga Tana
Contact: 0346969066
Prix 18.000Ar
Poids moyen: 250g
( Afaka mandefa Glaciére)

Fony sy Carpe👌🐟🐟🐟Tsy amidy akory fa haingon-dobo fotsiny ihany miaraka amin'ny   ao.(Tsy manana zanany koa)
14/03/2026

Fony sy Carpe👌🐟🐟🐟
Tsy amidy akory fa haingon-dobo fotsiny ihany miaraka amin'ny ao.
(Tsy manana zanany koa)

Misaotra anareo izay ncommande (12 colis) dia amin'ny manaraka ndray... mahalafosa sy minana finaritra a by🐟🐟🐟  👌👌
07/03/2026

Misaotra anareo izay ncommande (12 colis) dia amin'ny manaraka ndray... mahalafosa sy minana finaritra a by🐟🐟🐟

👌👌

Address

Antsapanana Rn2
Vatomandry
517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tilapia By NyAinapiscicole posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category