17/06/2026
Rehefa maniry ifandray amiko :
_ Voalohany raiso oe tsy mpahary aho tompoko 😥, fa mitankasina.
Tsy afaka adidy andro ka iteny oe **AO FA OMEKO GARENTIE ianao **
_ Diovy ny foa fa tsy ikatramo aminao na alavitra aza ianao amin'ny fanafody izay ilainao ihany koa.
_ Rehefa zahako ny olona ka mampiasa sikidy aho, tsy voatery zay lazainao eo no oe ho marina satria ambadika mety lavitra resahinao aza no tena olana.
_ Ny kilema voalohany mahavoa sy ahavoazampahavalo anao, na am vorika na tolaka dia fiandrasana andro. Rehefa miandry andro mitsabo ianao dia fiparitahany aza no zavadoza kokoa 😊😊.
_ Tsy miova fa fitsaboana Zaza eto amin'ny pejy dia izay foy foana 🙏🙏.
Raisiko tsara ianao, satria tanana mifanampy isika. Manankasina koa ianao.
Mirary ny soa sy ny tsara 🙏🙏🙏