01/06/2026
🔴Maso mijery ny anay afaka mitondra mody an😍🥰. Ohatran'izao hitanareo izao ny prestation rehefa jerena miatrika na miorirana sns ....😍.Sary reel avokoa 🤗ny tsiro ihany koa manaitra ohatr'azy ireo ihany😍🤗.
👉👉Efa hatramin'ny mois de Décembre ny réservation ato tompoko 🤗dia mbola afaka andraisanay izay daty malalaka fa tongava malaky sao tara 🏃🏃.
🟠Mankasitraka anareo izay nametraka fitokisana taminay, tena feno tanteraka ny mois de Mai teo ka anisan'izany ireto:
✅22/05/26: mariage ( Résidence Éden Amparafaratany)
✅22/05/26: mariage ( Espace Ahitantsoa By-pass)
✅29/05/26: thèse ( Université Ankatso)
✅29/05/26: mariage ( Ankany Arovatiana Ambodiafotsy)
✅29/05/26: mariage ( Espace Mihajatiana Ambohimalaza)
✅30/05/26: mariage (Espace Ravaka Tanjombato)
✅30/05/26: 1 ère communion ( Faravohitra)
✅31/05/26: anniversaire ( Ambohimanala)
✅31/05/26: anniversaire ( Villa Infinity Ambohimangakely).
➡️➡️Ireto ny adiresy ahafahanareo mifandray aminay:
♥️compte personnel : Orima Rabemanantsoa
♥️page Facebook : O'crea Traiteur Page II
♥️ Tél : 0388548641/0342733590
♥️ e-mail : [email protected]
♥️ WhatsApp : 0388548641.