Tsy Ory Feeling

Tsy Ory Feeling God,family,mozika,sakafo
Tongasoa😎
🍀eto aho mitatatatata eto mizara ny tontoloko am-pitiavana be mihitsy 😉
Ho tahin’i Jah de Yes high be

07/10/2026

Yes high ,
Coucou any amin’ny Radatou Luc any eh
Ho Ela velona ny tia Fripp sy ny tsy tia tsy misy bedy de aza adino manasa tsara azy ireny alohan’ny hanaovana azy oh na hampiasana azy

Yes high ,Manembonembona ny any amin’ny Tanana izany Raha olona ah.Tsy misy Jour Off  nen’ilay olona any an-tanana fa di...
07/10/2026

Yes high ,
Manembonembona ny any amin’ny Tanana izany Raha olona ah.
Tsy misy Jour Off nen’ilay olona any an-tanana fa dia miasa foana đŸ„čtadiavina androany matetika hoanina androany.
Ndraindray manontany tena ah hoe fa nahoana arany no Misy manankarena de misy mahantra ,fa nahoana no Misy manao vacance any Dubai de misy Zaza tsy nahafantatra Sakafo ara-dalana mihitsy aza fa Eny rehetra Eny mihinanana.
Fa nahoana no Misy manambola be mandoa Ă©colage lafo be nefa misy droit isan-taona any amin’ny EPP aza tsy voaloha.
Miangatra indraindray fiainana ozintsika de Hoy aho hoe ankasitraho izay eo, miasĂ  mafa indray andro any na Ela na haingana tsy maintsy hisy izao masoandro maraina izao ehđŸ„čđŸ„č

06/10/2026

Yes high ,
Tsa mety ilay vidĂ©o 😭
Ra Marka koa tady ho bombo 😂😂calme ihany sao roahany ato

04/10/2026

yes high ,
Alahady andro tsara ,andro fitsaharana

Yes high. Marary be mahateli-kanina zareo ah đŸ˜©Tena hoe vo mai mahalany Sakafo ah sady te hinana matsiro be foana.Tsa are...
03/10/2026

Yes high.
Marary be mahateli-kanina zareo ah đŸ˜©
Tena hoe vo mai mahalany Sakafo ah sady te hinana matsiro be foana.
Tsa aretina ilay izy fa de mazoto homana tsotr’izao fa aza matahotra nareo eh ,Sakafo ara-pahasalama a be io .
-m**o Vollkorn io mahasalama
-atody misy Proteine
-avocat menaka voajanahary
-voatabia Efa hainareo fitiavako azy
-voasary Vitamin C
-Sambos sy Nem Bomboclat đŸ˜©
-CafĂ© koa Bomboclat đŸ™†đŸœâ€â™€ïž
eh

02/10/2026

Yes high ,
Tsy dia hoe invitation loatra fa famangiana ilay izy hoe Ela tsy Nihal a zareo dia mifamangy
Mifankatiava ihany😍Raha Mbola velon’aina

01/10/2026

Yes high,
4 taona tsy voan’ny sery đŸ˜©zao indray vao voa
Tena virus mahery mihitsy de nandeha Dokotera zahay sy Ramimi fa Efa tsy mamindra izahay mianaka fa mihinana fanafody đŸ˜€fa izany hoe ny Lelo Mbola mitsory foana đŸ˜€sa mitsiory tsy hay intsony

Yes high,Tsy misy lazaina fa forcer-n’y Ra Marka hi publier Sary fa Malaelo hono nareo 😂😂lainga ratsy de aha 😂Tsy hoe ba...
01/10/2026

Yes high,
Tsy misy lazaina fa forcer-n’y Ra Marka hi publier Sary fa Malaelo hono nareo 😂😂lainga ratsy de aha 😂
Tsy hoe baikon’ny Facebook fa baikon’ny Facebook eh😂😂
Souvenir Tany Albanie đŸ‡ŠđŸ‡± itony

29/09/2026

Yes high,
Aza mialona ny hafa izany fa mifalia aza .Aza tezitra na manome tsiny an’Andriamanitra.
Aza Adino Ireny androm-pifaluana ireny 😍😍

Yes high,Tsy TSARAINA AMIN’NY FOMBA FIAKANJO NY OLONA ZAREO AH đŸ˜€aha averina foana Ilay Dokotera tao ampesana Nanao salut...
29/09/2026

Yes high,
Tsy TSARAINA AMIN’NY FOMBA FIAKANJO NY OLONA ZAREO AH đŸ˜€aha averina foana
Ilay Dokotera tao ampesana Nanao salut Ana tao anaty Train de gaga be ah hoe iza koa ty ,ny akanjony tena Tee Shirt Efa vasoka be ,Kiraro moa de tsy haiko ze mahazo azy mianakavy fa maloto be tsy misasa 5 taona (sangisangy io).Kitapony Adidas reraka be ,za nefa avy nivavaka otran’ny Patrî simba ny fiara de Tsy maintsy nandeha train 😂😂
Tonga tao apesana amin’izay 2andro tao arin’izay,otrany Efa hitako hoa ty tavan’olona ty Kai le Dokotera le niarahaba ah tarii 😂😂😂
De aty koa na handeha birao aza tsy voatery mianjaika be .Eny eh Tsara ilay antsika hoe Mila manao mihaja fa ndraindray nentsika zavatra tsy misy dikany de hasarotiny be .Anarana diso amin’ny copie Ve ra olona de Mila miakatra Fitsarana đŸ„č
Aty Rehefa sendra diso ny anarana de tenenina ny Date de Naissance na zavatra hafa manamarina azy .
De afaka manao lokomena sy karazany koa fa za anie reto tamin’ny Nanao Passpeort natsipin’ilay rangah Sariko fa tsy mety hono ehđŸ„čtsy hita hono sofiko de hataon’ny Zoky inona sofiko sa Mila tapahana Ve de apetaka eo đŸ˜€ de niverina naka Sary indray 😔
Zoky Bomboclat tadidiko ianao ,laingako zany
Sariko amin’ny Visa zao ty
eh

Adresse

Fehrenbachallee
Freiburg Im Breisgau
79106

Website

Benachrichtigungen

Erfahren Sie als Erste/r von Neuigkeiten und Aktionen: Wir schicken Ihnen eine E-Mail, wenn Tsy Ory Feeling etwas veröffentlicht. Ihre E-Mail-Adresse wird fĂŒr keinen anderen Zweck verwendet, und Sie können sich jederzeit abmelden.

VerknĂŒpfungen

Teilen