05/05/2026
🛑 𝗧𝗼𝗵𝗶𝗻𝘆 ..𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝗻𝗼 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆
✅ NOENTIN'IREO FIANAKAVIANA manoloana ny distrika ny razana amin'izao Hariva Izao
Nilaza izy ireo Tsy hiala eo raha rsy mivoaka ny marina.
Marihina fa tsy mankasitraka ny famonoana ilay tovolahy voatifitry ny zandary teo amin'ny tratrany izy ireo
🔺 Andrasana ny fivoaran'ny toe-draharaha any an-toerana
Indrana