Havana Foodlab

Havana Foodlab Kamo be tagany ago 🥱

28/06/2026

VLOG Poor=pauvre 🙄
Sao ndray hisy hikoropaka tapaka lalan-drà amin’ny tsy antony eo 😂
(Ho avy ny recette)

01/05/2026

Andro tsy fiasana dia mba manararaotra kely ny fotoana iarahana amin’ny Dmô kely de mon koera ❤️

12/04/2026

Tsary mbola nahita olona kamo vavy salan’i Zisy anareo 😂 zany aloha ny recetty shhh

22/03/2026

Tonga ndray Zisy beeee 🙋🏾‍♀️
Elaela zany leakizy a, zany aloha ny recetty de bonapeti 🤤

05/03/2026

Ty ndray aloha no masaka 🥰
Bon appétit Dmô kely de mon Kera 🥱

21/02/2026

Zany ndray aloha leakizy no masaka a 🥱
Bonapetit e 😭

14/02/2026

Zay aloha fa vao maika hicelebrer l’amourou 😂❤️

13/02/2026

Zany ndray ny recette leakizy a! De mba hendre tsara amin’ny saint valentin 😂

09/02/2026

Marihiko hatrany fa ity page ty dia nataoko HIALAKO VOLY. (Zay tiko zany no ataoko ato = sakafo + mon humour) ka noho izany, raha tianao ny zavatra tiko, tsara ❤️raha tsy tinao dia jereo ihany dia avy eo mitomania.
Tapitra. 🥱

Adresse

Collonges
Thoiry
01550

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Havana Foodlab publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager

Type