Kal'ice cream

  • Home
  • Kal'ice cream

Kal'ice cream 🍦🍨Glaces artisanales🍨🍦
Parfums variés
☎️0342807387
📌 Ambatolampy RN7 Chez Kalï

Mankasitraka an'ireo rehetra nandray anjara tamin'ny offre Glace ''Special Pâques''🙏❤️❤️✨Tapitra ny fandraisana commande...
02/04/2026

Mankasitraka an'ireo rehetra nandray anjara tamin'ny offre Glace ''Special Pâques''🙏❤️❤️
✨Tapitra ny fandraisana commande,ialana tsiny ho an'ireo tsy voaray fa amin'ny manaraka indray an😊

👉Izay mbola tsy livrer dia afaka alaina eto amin'ny Kal'ice cream eto Andafiatsimo ny commande-nareo rehetra hatramin'ny sabotsy🍦🍧
Misaotra tompoko!!!🥰🥰

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande amin'ny offre spécial pâques an🍦🍨
30/03/2026

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande amin'ny offre spécial pâques an🍦🍨

💥Offre Spécial Pâques💥☀️Aiza daholo amzay le mpankafy glace rehetra o🍦😋Glace en barquette,double parfum:✨Vanille & choco...
27/03/2026

💥Offre Spécial Pâques💥

☀️Aiza daholo amzay le mpankafy glace rehetra o🍦😋
Glace en barquette,double parfum:
✨Vanille & choco🍫
na
✨Vanille & café☕
Prix: 15.000ar/barquette

👉Alefaso dieny izao ary ny commande
📱0342807387
📍Afaka alaina eto amin'ny Kal'ice cream manomboka ny Alarobia 01 Avril 2026 hatramin'ny Sabotsy 04 Avril 2026.

🗓️21/03/2026💍🌸Félicitations Manda & Mendrika❤️🌹✨Merci pour votre commande et votre confiance ❤️Mandray commande foana iz...
24/03/2026

🗓️21/03/2026💍
🌸Félicitations Manda & Mendrika❤️🌹
✨Merci pour votre commande et votre confiance ❤️

Mandray commande foana izahay amin’ny évènements rehetra.Afaka atao étiquettes personnalisées🥰
📍Ambatolampy rn7 Chez Kalï
📞034 28 073 87

Hello👋❤️Mandray commande glace koa izahay amin’izay événements anareo rehetra :mariage,anniversaire,baptême…🥳🎊🍦Dia alefa...
20/03/2026

Hello👋❤️
Mandray commande glace koa izahay amin’izay événements anareo rehetra :
mariage,anniversaire,baptême…🥳🎊

🍦Dia alefaso mp ato ary ny commande fa miandry anareo izahay eee 🥰
📞034 28 073 87

19/03/2026

☀️Tongava mihinana glace 🍦
Misokatra foana izahay ny alatsinainy hatramin’ny sabotsy 🗓️
⏰08:30 à 17:30
🔴Abonnez-vous🔴

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kal'ice cream posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share