Fandresena Pâtisserie

Fandresena Pâtisserie Chocolats personnalisés 🍫🍫
Gâteaux 🎂 et décorations sur commande
📱034 21 183 72
Lieu : Ambatondrazaka

Ahoana re no ahafantarako izay tena ao an-tsain’ny client tsirairay eee… 🥰Ity gâteau ity dia commande personnalisée “Arc...
18/09/2026

Ahoana re no ahafantarako izay tena ao an-tsain’ny client tsirairay eee… 🥰
Ity gâteau ity dia commande personnalisée “Arc-en-Ciel × HUNTRIX” 🌈
Nalefa nankany AMPARAFARAVOLA 🚌
Ny zavatra ilain'ilay client : Gâteau Arc-en-Ciel sy HUNTRIX, Misy raisin sec anatin'ny gâteau, andrahoina miaraka amin'ny génoise, d misy confiture garniture ihany koa 🥰

De ahoana re izany eee 🙆 Génoise misy raisin sec 🤔 andrahoina miaraka,
Aveo misy Thème roa koa ao anatin'ny gâteau iray 🤔
Iza no tokony ho atao premier plan ?
👉 Ilay Arc-en-Ciel ve sa ilay HUNTRIX ?
👉 Ahoana no hampidirana azy roa ka samy ho hita tsy hifanakona. Mila eritreretina ny composition, ny équilibre, ny couleurs ary indrindra… izay mety ho tena important amin’ilay olona nanao commande. ❤️
Dia izao no nataoko :
🌈 Arc-en-ciel sy nuages natao tamin'ny pâte à sucre
🎀 Personnages HUNTRIX en papier photo

Natahotra be teo amin'ny fandrahoina ilay génoise sao hilatsaka eny amin'ny fond ilay raisin sec, tsy naninona kay, miparitaka tsara amin'ny nametrahana azy, masaka tsara ihany koa.

👉 D toy izao ny rendu an'ilay gâteau vitako aveo 🎂
D rehefa tonga tany amin’ny client ilay gâteau… : ...« Ary toa tsisy an’izy telo vavy? Toa iray fotsiny no eo amin'ilay gâteau? 🥺🥺»

Nisafidy ny tsy hametraka ny sarin'izy telo vavy rehetra teo amin'ny gâteau mihitsy aho, satria natahotra sao lasa trop chargé ilay décoration ambony, d misy ny takona , efa misy Arc-en-Ciel, nuages, étoiles, HUNTRIX sns…

Na izany aza efa niahiahy mialoha koa aho hoe sao dia tena ilain'ilay client ny mahita azy telo vavy, dia nampiarahiko niaraka tamin'ny carton ivelany ny sarin'izy telo vavy tsirairay.

D Misaotra sy Mankasitraka anareo avy any lavitra matoky anay hatrany an 🙏

Misaotra anareo hatrany amin'ny fitokisana feno 🙏Mandray commande hatrany izahay eto amin'ny Fandresena Pâtisserie .Aza ...
17/09/2026

Misaotra anareo hatrany amin'ny fitokisana feno 🙏
Mandray commande hatrany izahay eto amin'ny Fandresena Pâtisserie .
Aza misalasala miantso mivantana na mandefa MP fa vonona ny handray anao ampitiavana izahay
Fandresena Pâtisserie
📱 034 21 183 72

BOX DE 12 CUPCAKESUne jolie boîte remplie de 12 cupcakes gourmands, délicatement décorés à la crème et parsemés de petit...
17/09/2026

BOX DE 12 CUPCAKES

Une jolie boîte remplie de 12 cupcakes gourmands, délicatement décorés à la crème et parsemés de petites perles pour une finition élégante. 💕 💢

🎀 12 cupcakes ao anaty boîte spéciale tsara tarehy 🥰
À 30 000 Ar/ boîte
Mety tsara ho an’ny anniversaire, fête maro isan-karazany na atao cadeau ho an'olona iray 🥰🎁
Fandresena Pâtisserie
📱 034 21 183 72

K POP DEMON HUNTERS Du Layer cake aux chocolats et des cupcakes vanillés 🎂Fandresena Pâtisserie📱 034 21 183 72
15/09/2026

K POP DEMON HUNTERS
Du Layer cake aux chocolats et des cupcakes vanillés 🎂
Fandresena Pâtisserie
📱 034 21 183 72

Hoy ny fitenenana hoe: ny vehivavy no ravaky ny tokantrano… 💕Fa ny gâteau anareo kosa, no ravaky ny frigo-nay 🥰 🎂Faly iz...
14/09/2026

Hoy ny fitenenana hoe: ny vehivavy no ravaky ny tokantrano… 💕
Fa ny gâteau anareo kosa, no ravaky ny frigo-nay 🥰 🎂
Faly izahay isaky ny mahita ny zavakanto kely vitanay mandravaka ny vata fampangatsiahana. 🥰
Mandalo vetivety ihany 🎂
Misaotra hatrany amin’ny fitokisanareo ❤️
Fandresena Pâtisserie

Livraison du jour : AMBODINONOKA mankany AMBANY ANDREFANA iny 🥰🥰Lasa indray isika androany miaraka amin'ny kubota 🚜Tanta...
12/09/2026

Livraison du jour :
AMBODINONOKA mankany AMBANY ANDREFANA iny 🥰🥰
Lasa indray isika androany miaraka amin'ny kubota 🚜
Tantara be nanamboatra carton nitoeran'ity gâteau ngeza be ity, miaraka amin'ny fotoana enjehana sao tara taxi brousse. Tampoka loatra ilay commande,
Tsy voaenjiko intsony ny nanamboatra ny sarony fa natao izay Niarovana tsara ny gâteau.
3 places occupées tao anaty taxi brousse ☺️
Refin'ny carton : 67cm x 40cm x 22cm.

Fandresena Pâtisserie
Zanaka Bas Ouest

Wafer Paper Cake — l’élégance dans toute sa délicatesse 🤍Un design tout en finesse, doux et harmonieux, pensé pour celle...
09/09/2026

Wafer Paper Cake — l’élégance dans toute sa délicatesse 🤍
Un design tout en finesse, doux et harmonieux, pensé pour celles et ceux qui aiment les gâteaux chics, délicats et élégants.
Fandresena Pâtisserie
📱 034 21 183 72

Fa maninona aho no tsy mamoaka sary ara-potoana? 😅📸Satria… tsy ilay maka sary fotsiny dia vita akory, Mbola misy asa be ...
07/09/2026

Fa maninona aho no tsy mamoaka sary ara-potoana? 😅📸
Satria… tsy ilay maka sary fotsiny dia vita akory, Mbola misy asa be atao ao ambadikan'ilay sary : Triage des photos, Sélection des meilleures prises, Fametahana logo, Cadrage photo, sns.... tsy voatanisa
📸 Préparation de la publication

PS : ❌ Tsy manao retouche photo ❌
Ilay mametraka logo no tena asa be manokana 🙆
Izay rehetra izay no vita vao mivoaka eto amin'ny page ny sary 🥰
Noho izany, aza gaga raha indraindray efa vita efa ela be ilay gâteau fa mbola tsy hitanareo eto avy hatrany ny sary. 😅
Ao ambadiky ny sary iray tsotra hitanareo dia mbola misy fotoana sy asa kely maromaro. ❤️
Merci beaucoup pour votre patience et votre soutien à Fandresena Pâtisserie 🎂🤍

NAREO KOA VE MBA TRATRAN'IZAO REHEFA  MBA MINDRANA VOLA 👩‍🍳 Zaho : Ô Neny! mba ampindramo vola kely any fa Sahirana2 kel...
04/09/2026

NAREO KOA VE MBA TRATRAN'IZAO REHEFA MBA MINDRANA VOLA

👩‍🍳 Zaho : Ô Neny! mba ampindramo vola kely any fa Sahirana2 kely aho ato… 🥺 🙏

👩 Neny : Inona ihany moa ity milaza tsy manam-bola isan’andro ity? 😒 Fa inona daholo ireny sary gâteau hitako alefanao ireny? 🎂😂

👩‍🍳 Zaho : Ka… ka… ka ..... Tsy manam-bola aho fa manana gâteau fotsiny ne eee!
Mba ampindramo any moa… 🥺🙏

👩 Neny : An an an! Enao aza hitako manao gâteau foana!

👩‍🍳 Zaho : Le gâteau nge misy fa ny vola aho tsy manana, mba ampindramo moa eee 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

👩 Neny : An an an ! Zaho koa tsy manana

👩‍🍳 Zaho : Zany moa Neny eeeee 🥺🥺🥺🥺🥺🥺🥺🥺 mba ampindramo moa e

👩 Neny : Fa nankaiza ny karamanao 🙄

👩‍🍳 Zaho : ka .... Ka ..... tsy manambola aho fa Mba ampindramo moa Neny aaa, Averiko ny an'i Neny rehefa manana aho

👩 Neny : Fa vola ohatrinona moa izy iiiio 🤔🤔

👩‍🍳 Zaho : Sôtra Neny 🥰🥰🥰🥰
bisouuuuu 😘😘😘😘

Misaotra, volana Aogositra 💐Ity sary ity no entiko hanehoana fisaorana noho ny volana Aogositra izay nodiavintsika. 🤍Fen...
31/08/2026

Misaotra, volana Aogositra 💐
Ity sary ity no entiko hanehoana fisaorana noho ny volana Aogositra izay nodiavintsika. 🤍
Feno fankasitrahana izahay noho ny fitokisana sy ny fanohanananareo rehetra nandritra ity volana ity. 🙏
Ho tahian’Andriamanitra anie ny tsirairay, ary enga anie ny ezaka rehetra atao hivaly ho fahombiazana.🌹🌹
Fandresena Pâtisserie
Misaotra ♥️

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261342118372

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandresena Pâtisserie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category