30/08/2026
Tsisy Raha manjary oa, nareo anie efa tenenina hoe aza milalalao voromaty e,Efa lazaina hoe ny esprit forongonization tsy faly nanova sy mampandroso😱😱
Nareo no miheritreritra hoe Fihavanana sy hoe samy Malagasy fa ireo efa zatra manao ny ataony 🥵 tokony nahataka tanteraka ny orange ratsy taiza fa tsy ianareo no hanintsy azy.
na izany aza korazy ilay Dren izay hita hoe manao amin'ny fony tokoa