Mamikely by Mialy

Mamikely by Mialy N'hésitez pas à nous contacter pour la réalisation de vos gâteaux pour tous vos événemenst à venir 💗🍰

Mbola mandray commande hatrany izahay o 🥳🥰récupération à Ambohibao livraison le 24 décembre.0348918890
20/12/2025

Mbola mandray commande hatrany izahay o 🥳🥰

récupération à Ambohibao
livraison le 24 décembre.
0348918890

12/11/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Heryzo Boarlaza, Rajoelison Nanja, Hasina Sy Cedi Avao, Ny Avo Rafaly, Sergio Fleurys Rakotozafy, Laura Follet, Mamitiana Razafintsalama

Ankoatra ny maha mpanao mofomamy 🎂 anay ato amin'i Mamikely by Mialy , dia mivarotra fitaovana ihany koa izahay an! Fa i...
24/09/2024

Ankoatra ny maha mpanao mofomamy 🎂 anay ato amin'i Mamikely by Mialy , dia mivarotra fitaovana ihany koa izahay an! Fa izany hoe sur commande ohatran'ny gâteau 🍰 ihany 😊☺️
⚠️ mora indrindra hatrany!!⚠️
Eto izao dia Four ventilé no tolotra atolotray ho anareo!!
•Four à convection 120L ,🔌220v, puissance 5,8kw ✴️
4 plateaux 60 x 40cm
Matériau : acier inoxydable , double vitrage 🦾
🔆Double ventilateur🔆 avec humidificateur 💧

•Four à convection 63L , 🔌220v, puissance 2,2kw✴️
4 plateaux 30 x 40cm
Matériau : acier inoxydable, double vitrage 🦾
🔆Double ventilateur🔆 avec humidificateur 💧

CONDITION DE VENTE :
Acompte 75% pour confirmation de la commande !
Reste 25% rehefa tonga ny entana
Délais📦 45-60j après paiement.
Afaka mifanantona dia manao taratasy mazava 🧾.

Manasanao hiditra amin'ny hafatra miafina 📩 na afaka miantso ☎️0348918890 raha toa ka mahaliana anao ary o!

Address

Ambohibao

Telephone

+261348918890

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamikely by Mialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category