Fambolena, Fiompiana, Sakafo mizara hafaliana

Fambolena, Fiompiana, Sakafo mizara hafaliana Partage de conseils et vente de produits frais, transformés et issus de l'élevage au meilleur prix.

30/05/2026
🐰Lahy no mbola misy ny FB 🐰💥Promotion be ny Fauve de Bourgogne lahy ato aminay💥Izay Tonga aloha no mahazo azy :-)📞+26134...
30/05/2026

🐰Lahy no mbola misy ny FB 🐰

💥Promotion be ny Fauve de Bourgogne lahy ato aminay💥

Izay Tonga aloha no mahazo azy :-)

📞+261346177218

━━━━━━━━━━🌶️ Ady Gasy SAKAY PILOKELY (fiompiana akoho) 🐔━━━━━━━━━━💥Zaraina amintsika eto ny tsiambaratelon’ny sakay pilo...
30/05/2026

━━━━━━━━━━
🌶️ Ady Gasy SAKAY PILOKELY (fiompiana akoho) 🐔
━━━━━━━━━━
💥Zaraina amintsika eto ny tsiambaratelon’ny sakay pilokely amin’ny fiompiana akoho

🔥 Namanao mpiompy ny sakay pilokely indrindra amin’izao andro mangatsiaka izao

👉 Mampazoto homana : Mampitombo ny fahazotoan’ny akoho homana ny sakay pilokely indrindra fa amin’ny andro mangatsiaka

👉 Mandevona mikraoba : Ireo mikraoba ao anaty tsinay no tena dioviny. Marihina fa tsy mahasolo odikankana izy fa entina manadio ny taova fandevonankanina.

👉 Mampavitrika : Manana akora fototra lehibe telo izy dia ny
✔️ vitamina C,
✔️ ny antioxidants
✔️ ary ny capsaïcine

Izy ireo dia manatsara ny fikorian’ny Rà ary manampy ny akoho hahatohitra hatsiaka

Ireo kasinga ireo ihany koa dia mampitombo sy manamafy ny hery fiarovana natoraly.

👉 Manatsara ny vokatra : Ny fanatsarana ny fandevonankanina miampy ny fanamafisana ny hery fiarovana entin’ny sakay pilokely dia mampitombo ny fahazoandanja haingana antoka iray hampitomboana ny famokarana hena sy atody.

Mbola hitohy
Mifandraisa aminay 📞+261346177218

━━━━━━━━━━🐥 PRIX KUROILER FFSMH🐔━━━━━━━━━━🐔Ireto ny vidin'ny Kuroiler eto amin'ny FFSMH🙏Mankasitraka hatrany ny fahatoki...
29/05/2026

━━━━━━━━━━
🐥 PRIX KUROILER FFSMH🐔
━━━━━━━━━━
🐔Ireto ny vidin'ny Kuroiler eto amin'ny FFSMH

🙏Mankasitraka hatrany ny fahatokisanareo mpanjifa

━━━━━━━━━━🐰 BYE BYE LES NOUNOURS BE (GF)🐰━━━━━━━━━━🐰 Saika tsy tafiditra tanaty bazary😍😍🐇 Mirary fahombiazana ho an’ny t...
20/05/2026

━━━━━━━━━━
🐰 BYE BYE LES NOUNOURS BE (GF)🐰
━━━━━━━━━━
🐰 Saika tsy tafiditra tanaty bazary😍😍
🐇 Mirary fahombiazana ho an’ny tompony vaovao🐰🐰
⚡ Misaotra amin’ny fahatokisana
🐰 Fauve de bourgogne lahy sisa misy ato ho an’izay mbola mitady
🏠 Alakamisy Ambohidratrimo
📞 0346177218

🐥 Efa dispo indray ny zanak’akoho Kurolier 💥Aza tara fa 14 isa ihany no misy💰 Prix promo 10 000 Ar ny iray 📈 Efa 10 jour...
19/05/2026

🐥 Efa dispo indray ny zanak’akoho Kurolier
💥Aza tara fa 14 isa ihany no misy
💰 Prix promo 10 000 Ar ny iray
📈 Efa 10 jours rizareo
⚡ Omena promotion be zay maka azy mitambatra
🏠 Alakamisy Ambohidratrimo
🚚 Afaka manao livraison fa misy sarany
📞 0346177218

02/04/2026

Mbola misy 24 têtes poulet de chair disponibles ato aminay zay liana manodidina Alakamisy Anosiala :), 2,5kg en moyenne, tonga dia miantso avy hatrany : 0344826051

Efa misy hatrany ny akoho kuroiler : zanany, vantony sy akoho efa lehibe Tongava mp na miantsoa mivantana : 0344826051Ka...
01/04/2026

Efa misy hatrany ny akoho kuroiler : zanany, vantony sy akoho efa lehibe
Tongava mp na miantsoa mivantana : 0344826051
Kalitao tsara, vidiny mirary toy ny efa nahafantarana anay hatrany 👌

Address

Ambohidratrimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fambolena, Fiompiana, Sakafo mizara hafaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category