Kehambe Farm

Kehambe Farm Agriculture familiale 👨‍👩‍👧‍👧
Famokarana tantanam-pianakaviana👨‍👩‍👧‍👧
Agroecologie 🌱 Gros ou detail

ouuuuaiiiii zany ahitra eeeee🥴🥴🥴 'ndeh hitady fikaaaa💪
10/12/2025

ouuuuaiiiii zany ahitra eeeee🥴🥴🥴
'ndeh hitady fikaaaa💪

tapabolana hazakazaka an-tanety 💪🏽ny zokiny efa mitsiry, ny zandriny vao voatsatoka teo😁ao izay🤪
28/11/2025

tapabolana hazakazaka an-tanety 💪🏽
ny zokiny efa mitsiry, ny zandriny vao voatsatoka teo😁
ao izay🤪

Hoy ilay akama iray izay hoe " izao kosa aloha tsy hijabaka hanao test voalohany izany e" Dia izao lery midongy ividy za...
21/09/2025

Hoy ilay akama iray izay hoe " izao kosa aloha tsy hijabaka hanao test voalohany izany e"

Dia izao lery midongy ividy zanaka kaki aty amiko 🥴

Mirary herinandro feno fahasahiana🤜🤛

Commence petit, même sur 50 m². 🌱Ce n’est pas la taille qui compte, mais le courage de semer.Dieu bénit chaque pas vers ...
05/09/2025

Commence petit, même sur 50 m². 🌱
Ce n’est pas la taille qui compte, mais le courage de semer.
Dieu bénit chaque pas vers la terre. ✊🏿

KEHAMBE FARM represent
04/09/2025

KEHAMBE FARM represent

🥕✨ KARAOTY BIO vaovao, madio sy matsiro avy amin’ny KEHAMBE Farm ! 🌱1️⃣ Inona no mahasoa ny karaoty ?Manankarena vitamin...
26/08/2025

🥕✨ KARAOTY BIO vaovao, madio sy matsiro avy amin’ny KEHAMBE Farm ! 🌱

1️⃣ Inona no mahasoa ny karaoty ?
Manankarena vitamina A sy C, manampy amin’ny fahitana mazava, manatsara hoditra, ary manome hery ho an’ny vatana. Ny tsirony mamy sy ny lokony marevaka dia mahatonga azy ho legioma tian’ny ankizy sy ny olon-dehibe.

2️⃣ Fa maninona no misafidy Bio ?
Satria tsy misy simika mampidi-doza, voatahiry ny tsiro voajanahary ary tena mahasalama. Rehefa misafidy karaoty bio ianao dia miaro ny fahasalamanao sy ny fianakavianao, ary manampy amin’ny fiarovana ny tany sy ny tontolo iainana.

👉 Safidio ny tsara indrindra ho an’ny vatana sy ny fiainanao. Safidio ny Karaoty Bio avy amin’ny KEHAMBE Farm !

🐇 KEHAMBE FARM – Ny fiverenana amin’ny tany no fanalahidin’ny hoavintsika 🌿Eo anatrehan'ny olana ara-tsakafo, tsy safidy...
29/05/2025

🐇 KEHAMBE FARM – Ny fiverenana amin’ny tany no fanalahidin’ny hoavintsika 🌿

Eo anatrehan'ny olana ara-tsakafo, tsy safidy fotsiny intsony ny agroekolojia fa vahaolana matotra.
Izy no manome antsika fahaleovantenan-tsakafo, fahasalamana, ary rehareha amin’ny maha-mpamokatra tompon’andraikitra.

🔍 Izay ijoroan’ny KEHAMBE FARM :

🌱 Fambolena sy fiompiana manaja ny natiora
👨‍🌾 Tanora miasa sy maniry hanome sakafo azo antoka
🛡️ Fiatrehanany fiovaovan’ny toetr’andro
💼 Làlana iray hahitana asa eny ambanivohitra
🧠 Fampanjakana ny fahaiza-manao sy kolontsaina malagasy amin’ny fambolena

KEHAMBE FARM – Ensemble, cultivons l’avenir durablement !À KEHAMBE FARM, nous croyons en la puissance de l’agroécologie ...
27/05/2025

KEHAMBE FARM – Ensemble, cultivons l’avenir durablement !

À KEHAMBE FARM, nous croyons en la puissance de l’agroécologie pour transformer notre agriculture, protéger notre environnement et valoriser les savoirs locaux.

Voici 5 bienfaits des produits agroécologiques :

1. Sains et naturels : cultivés sans produits chimiques, bons pour la santé.

2. Respectueux de l’environnement : préservent les sols, l’eau et la biodiversité.

3. Moins coûteux à produire : réduisent les dépenses en intrants.

4. Créateurs d’emplois locaux : valorisent le travail des jeunes et des paysans.

5. Résilients face au climat : s’adaptent mieux aux changements climatiques.

Une agriculture plus juste, plus verte et 100 % malagasy !

28/04/2025

Kehambe farm

BAKTERIA 🦠 KOMPOSTA🧑🏿‍🌾Raikitra ary fa hiompy BAKTERIA e🧫, mba ampiarina kely ny lesona teny am-pianarana😁👉🏽Fa atao inon...
25/04/2025

BAKTERIA 🦠 KOMPOSTA🧑🏿‍🌾
Raikitra ary fa hiompy BAKTERIA e🧫, mba ampiarina kely ny lesona teny am-pianarana😁

👉🏽Fa atao inona ? tsy hitondra aretina Ve?🤧

✍🏽Ilaina amin'ny famotehana na fanamasahana zezika izy io "ACTIVATEUR" na "LALOVAY".
Raha tsorina dia hataon'ireo zava-manan'aina ireo sakafo ireo potika fako biolojika, ravina, zezi-pahitra,...ka potipotika ary mora ho an'ny zava-maniry no mitroka azy (N,P,K,Mg,Ca,....)🌾🌾.
✍🏽Tsy mamparary ka🙂 bakeria tsy mitondra aretina ao anaty ranona-tsinain'omby no ompiana🐄 ary ampiasaina.

👉🏽Raha avela eo amin'izao ve tsy mety potika ilay fako sy zezika sns?
potika ka fa elaela. rehefa mampiasa ity "activateur" ity dia 7 andro dia mahazo zezika masaka👩🏽‍🌾

activateur 1L mahavita manamasaka zezika 1 taonina😜

izay indray aloha ny androany 😁 atoroko eto ny fanamboarana azy, fa mba asao amin'izay ny namanareo hanaraka ny pejy 🧑🏿‍🌾

🌾 voka-bary 🌾vita iny 😊 tsara ihany ny taona, ny rivotra no somary nanimba kely.Hiditra   manaraka indray.
23/04/2025

🌾 voka-bary 🌾
vita iny 😊 tsara ihany ny taona, ny rivotra no somary nanimba kely.
Hiditra manaraka indray.

Address

Ambohidratrimo

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 13:00 - 20:00

Telephone

+261349561835

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kehambe Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kehambe Farm:

Share

Category