Yummy cakes

Yummy cakes Big or small all event need a cake 🎂
Spécialiste bento cake
Aesthetic cake
Art cake

RIP 19 🥺Votre idée, notre créativité 🤍Envoyez-nous vos modèles, nous les réalisons selon leur faisabilité. 🍓💗📌Sur comman...
02/09/2026

RIP 19 🥺
Votre idée, notre créativité 🤍
Envoyez-nous vos modèles, nous les réalisons selon leur faisabilité. 🍓💗
📌Sur commande uniquement
📌 Commandez au moins jours 2 à l'avance
📌Livraison centre ville et au alentours uniquement

🌸 hello 🌸Misaotra betsaka anareo foana amin'ny fahatokisana 🤗De aza adino mandefa commande mialoha fa tsy tratrako vao a...
27/08/2026

🌸 hello 🌸
Misaotra betsaka anareo foana amin'ny fahatokisana 🤗
De aza adino mandefa commande mialoha fa tsy tratrako vao atomotra be ianareo vao manao commande 🥺
De mbola tsy misy dispo de suite fa sur commande daholo ihany 🤗
📌2j avant farafahatarany no manao commande
📌livraison centre ville et au alentours uniquement

❤️ 4 mois déjà 😍❤️Ponyo indray aloha ny thème teto 😍ianareo izay manana zazakely aza misalasala manao commande gâteau an...
19/08/2026

❤️ 4 mois déjà 😍❤️
Ponyo indray aloha ny thème teto 😍
ianareo izay manana zazakely aza misalasala manao commande gâteau anaovana moisversaire anaovana shooting kely manamarika ny fitombony isam-bolana🤗

📌2j avant farafahatarany no manao commande
📌livraison centre ville et au alentours uniquement

Mirary herin'andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🫶Miaraka amin'ity gâteau coup de coeur be ity 😍❤️Thème arc en ciel 🌈
17/08/2026

Mirary herin'andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🫶
Miaraka amin'ity gâteau coup de coeur be ity 😍❤️
Thème arc en ciel 🌈

🌹hello 🌹Aza misalasala manao commande fa raisinay am-pitiavana be 🤗 de aza adino manao commande mialoha fa manjary tsy m...
11/08/2026

🌹hello 🌹
Aza misalasala manao commande fa raisinay am-pitiavana be 🤗 de aza adino manao commande mialoha fa manjary tsy mahazo vao taraiky 🥺
📌2j avant farafahatarany no manao commande
📌mbola tsy misy dispo de suite
📌livraison centre ville et au alentours uniquement

🌹 hello 🌹Tsy mandray commande intsony izahay amin'ny semaine ity fa semaine prochaine indray 🤗Misaotra betsaka anareo ha...
05/08/2026

🌹 hello 🌹
Tsy mandray commande intsony izahay amin'ny semaine ity fa semaine prochaine indray 🤗
Misaotra betsaka anareo hatrany amin'ny fahatokisana 🫶

📌2j avant farafahatarany no manao commande fa tena tsara alefa mialoha foana
📌livraison centre ville et au alentours uniquement 👌

Box bento avec 5 cupcakes 😍Jereo anie zany hatsarany e 😍Anisan'ny be mpitia indrindra ity format anakiray ity satria afa...
27/07/2026

Box bento avec 5 cupcakes 😍
Jereo anie zany hatsarany e 😍
Anisan'ny be mpitia indrindra ity format anakiray ity satria afaka anaovana petite célébration kely 🤗 personnalisable sady afaka apina thème
Mbola tsy misy dispo de suite fa sur commande ihany 👌
📌2j avant farafahatarany no manao commande fa tena tsara alefa mialoha foana
📌livraison centre ville et au alentours uniquement

📢 COMMANDES CLÔTURÉESLes commandes pour cette semaine sont désormais complètes.✨ Merci infiniment pour votre confiance e...
23/07/2026

📢 COMMANDES CLÔTURÉES

Les commandes pour cette semaine sont désormais complètes.

✨ Merci infiniment pour votre confiance et votre fidélité.

📅 Les commandes reprendront la semaine prochaine.
Pensez à réserver à l'avance.

🌻 hello 🌻Manao gâteau gm ihany koa izahay fa tsy bento cake ihany annn😋Ataovy miavaka ny gâteau d'anniversaire anaoAza m...
21/07/2026

🌻 hello 🌻
Manao gâteau gm ihany koa izahay fa tsy bento cake ihany annn😋
Ataovy miavaka ny gâteau d'anniversaire anao
Aza misalasala manao commande fa raisinay am-pitiavana be 🤗
📌2j avant farafahatarany no manao commande fa tena tsara alefa mialoha foana
📌livraison centre ville et au alentours uniquement

🎉 3 mois sahady ilay olona kely! 🤍Isaky ny volana dia fahatsiarovana vaovao, isaky ny fankalazana dia mendrika gâteau ts...
20/07/2026

🎉 3 mois sahady ilay olona kely! 🤍

Isaky ny volana dia fahatsiarovana vaovao, isaky ny fankalazana dia mendrika gâteau tsara
tarehy sy matsiro kely. 🎂

Ho an'ny moisversaire, anniversaire, batisa ary lanonana rehetra, izahay dia vonona hanampy anareo hanampy tsiro mamy amin'ny fotoana manokana.

📩 Mandefasa message raha hanao réservation.
2j avant farafahatarany no manao commande fa tena tsara alefa mialoha foana 🤗

Address

Ambohipo

Telephone

+261346159713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yummy cakes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category