Trois points

Trois points Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trois points, Dessert Shop, Ambondromamy.

Cocktail 🥰❤️😍Merci les cousines 😂😂😂🤭🤭🤭
17/05/2026

Cocktail 🥰❤️😍
Merci les cousines 😂😂😂🤭🤭🤭

Fa aza manadino hanao soa sy hiantra,fa fanatitra toy izany no sitrak'AndriamanitraHebreo13:16Noho ny fanampiana ny nama...
03/05/2026

Fa aza manadino hanao soa sy hiantra,fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra
Hebreo13:16
Noho ny fanampiana ny namanay ELVA na fantatra @ anarana skoto hoe ''Halo Miangaly ''
Izay hiatrika fandidina,kanefa tsy ampy ny vola ampelatananay...dia manao izao opération izao izahay ho fanohanana azy

Sandwich sy jus star @ vidiny 10000ar

Mankasitraka indrindra @ fanohanana🙏
Fa Sambatra ny manome noho ny mandray 🙏

Bonsoir mes gourmands 🥰 Rampitso aparitako ny billet'tsika 😍@ 30 Avril ny livraison gratuite eran ny tanana 🥰Humburger a...
26/04/2026

Bonsoir mes gourmands 🥰
Rampitso aparitako ny billet'tsika 😍
@ 30 Avril ny livraison gratuite eran ny tanana 🥰
Humburger au poulet (steak de Poulet pané 🤤)
Pomme frites mikarepoka ery 😋
Jus Naturel 😋

10000ar fotsiny izay rehetra izay @ tsiro efa nahafantaranareo anay 🥰

Ady anaty vovoka 🥵Mariage aty 5*5 ...fa tonganay fonany io na aiza na aiza
25/04/2026

Ady anaty vovoka 🥵
Mariage aty 5*5 ...fa tonganay fonany io na aiza na aiza

Elaela tsy nisy offre kadoa eee 🥰 ?Ndao asina kaly mora be @ 30 eeee😍Livraison gratuite na Andranofasika,na Croisement T...
22/04/2026

Elaela tsy nisy offre kadoa eee 🥰 ?
Ndao asina kaly mora be @ 30 eeee😍
Livraison gratuite na Andranofasika,na Croisement Tsaratanana na Andranomamy na Manerinerina 😍
Rampitso avoakako eto hoe inona ilay izy 🥰😉

Paw patrol 🐾🐾 Ampifalio ny bandy Kely eee 🥰❤️
18/04/2026

Paw patrol 🐾🐾
Ampifalio ny bandy Kely eee 🥰❤️

Bonjour 🥰 ezahanay fonany ny gâteau anareo atao @ Zay ora tinareo na maraina aza 😍Mardi jolie ❤️
14/04/2026

Bonjour 🥰 ezahanay fonany ny gâteau anareo atao @ Zay ora tinareo na maraina aza 😍
Mardi jolie ❤️

Asa arivariva Kely 😍🥰🍫Ho an'ilay dada miasa mafy hoan'ny ankohonana isanandro 🥰✊
13/04/2026

Asa arivariva Kely 😍🥰🍫
Ho an'ilay dada miasa mafy hoan'ny ankohonana isanandro 🥰✊

50000ar anie dia efa mahazo gâteau sy tsakitsaky ato amnay eee 🥰 Gâteau 25000arMignardises salé 30pièces 25000arAfapo ny...
13/04/2026

50000ar anie dia efa mahazo gâteau sy tsakitsaky ato amnay eee 🥰
Gâteau 25000ar
Mignardises salé 30pièces 25000ar
Afapo ny mpianakavy 😍❤️

Bonjour mes gourmands 🥰Mandray commande hatrany isika an 😍24,25,26 Avril no efa occupé...Tsara kokoa raha izao dia manao...
13/04/2026

Bonjour mes gourmands 🥰
Mandray commande hatrany isika an 😍
24,25,26 Avril no efa occupé...
Tsara kokoa raha izao dia manao confirmation ilay commande mois de Mai...
Hisy offre matsiro kely @ farany volana 🫠🤤😉

Aza misalasala miantso 0330624745
Na mandefa mp @ Narovana Ramaroson 😍
Ny mp an ity page ity mbola tsy mandeha...
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰

🥰
05/04/2026

🥰

Address

Ambondromamy

Telephone

+261370224745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trois points posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category