Gâteau BABA Matsiro

Gâteau BABA Matsiro Pâtisseries

Bonjour daolo nareo sy ny Taona 2023, iza no te ihinana Donaty 🍩🍩🍩🍩
24/03/2023

Bonjour daolo nareo sy ny Taona 2023, iza no te ihinana Donaty 🍩🍩🍩🍩

24/06/2022

❤️❤️ Merci pour les 1000 Abonnés !❤️❤️

17/05/2021

Salama o!
- Micommende iray andro mialoha raha hanjifa ny karazana gâteau misy ato amin'ny Gâteau BABA Matsiro
- Ny conditions sy ny prix ary ny sary efa voalaza sy hitatsika eo ambany eo
- D miandry anareo mpanjifa izahay
Izay liana sy mankafy
Mp na
📲 034 50 073 82
Misaotra tompoko

14/05/2021

"FILAZANA"

🍰Ny gâteau BABA Matsiro (m**o gâteau Mamy sy Masira) d mampandre antsika mpanjifa hajaina fa lasa tahak'izao ny vidiny m**o gâteau sy ny fomba atao raha icommande isika.

➡Izay liana hanjifa Te hivarotra na Ho amidy:
gâteau komanditsika isan'andro 60 isa minimum. Izany oe 10 isa isakin'ny anaran'ilay karazana m**o gâteau io an. (d afaka afangaro izay itiavantsika azy fa tsy latsakin'ny 10 fotsiny no isany an)

➡Vidiny iray hakan'ny Mpanjifa azy ny M**O GÂTEAU (Mamy sy Masira):

👉** BABA vidiny na (io no m**o gâteau mampiavaka anay)

👉** CORNET AU CRÈME vidiny na

👉** PAIN AU LAIT vidiny na

👉** TARTE AU BEURRE vidiny na

👉** PIZZA QUICHE AU FROMAGE vidiny na 🍕

👉** DONUTS AU CHOCOLAT vidiny na (alefanay eo ihany ny sary)

➡ Ny Vidiny iray hivarotanareo azy eny antsena na izay te hihinana fotsiny prix fixe mitovy daholo na

➡Izay liana Te Hihinana olon-tsotra:
gâteau komanditsika minimum 6 isa no miakatra an. Izany oe 6 isa isakin'ny anaran'ilay karazana m**o gâteau io an. (na afaka afangaro fa tsy latsakin'ny 6 no isany an)

📷Ireo eo ambany ireo ny bikany tsirairay sady ngeza no matsiro tsara no azo antoka no madio ary ny vidiny mirary d mirary (photo réel ireo)

- Ny livraison misy foana isan'andro
- Frais de livraison : gratuit
- Fa raha lavitra loatra misy frais 2.000ar. na 3000ar. arakaraka ny toerana misy anareo. Aza adino ny manome contact iantsona nareo sy ny toerana ilivrena azy.

➡ Ny Fomba fandoavam-bola ihany nomerao 034 50 073 82, efa voalaza etsy @ 1er publication ambany etsy ny fomba ataontsika

📲Ny contact tsy miova 0345007382 na mandefasa MP Fb raha icommande, tsy mamaly commentaire (manomboka@ 6ora maraina ka hatramin'ny hariva)

⚡Vonona foana izahay eto @ gâteau BABA Matsiro ny hanome fahafaham-po anareo panjifa hajaina⚡

Misaotra Tompoko!

07/05/2021

Salama tompoko! >Izay liana hivarotra na hividy na icommande m**o gâteau Mamy sy Masira ato  BABA Matsiro  misy échantil...
03/05/2021

Salama tompoko!

>Izay liana hivarotra na hividy na icommande m**o gâteau Mamy sy Masira ato BABA Matsiro

misy échantillons gâteau ataonay fa mbola o avy ny karazany hafa, aleo ny sary no anambara azy (photo réel io) ka manasa anareo anjifa izany😊😊😊

livraison,

anarany le gâteau sy ny vidiny:

- Baba amidy 500ar hakana azy 400ar (io no m**o gâteau mampiavaka anay)
- Cornet au crème amidy 500ar hakana azy 400ar
- Pain au lait amidy 500ar hakana azy 400ar
- Tarte au beurre amidy 400ar hakana azy 350ar
- Pizza quiche au fromage amidy 400ar hakana azy 350ar

ny entana komanditsika minimum 5 isa no miakatra an. Izany oe 5 isa isakin'ny anaran'ilay karazana m**o gâteau an.

miteny iray andro mialoha hatr@ 4ora hariva alohany icommande ,mankasitraka😘

MP na antsoy ny 0345007382

Address

Analakely, Antananarivo
Analakely
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 05:30
Tuesday 08:30 - 05:30
Wednesday 08:30 - 05:30
Thursday 08:30 - 05:30
Friday 08:30 - 05:30
Saturday 08:30 - 05:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gâteau BABA Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category