Kaly kaly Andilamena

Kaly kaly Andilamena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaly kaly Andilamena, Kitchen/Cooking, Andilamena.

โœจ Mirary christmas sambatra ho antsika rehetra o ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜˜
25/12/2022

โœจ Mirary christmas sambatra ho antsika rehetra o ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜˜

Sublime ๐Ÿ˜
24/12/2022

Sublime ๐Ÿ˜

Inona no manakana anareo tsy hanao toy izao ? ๐Ÿป๐Ÿฅ—๐Ÿง†Za: Tsy tiko ilay fasika miraikidraikitra be amin'ny tongotra sy vatana...
23/12/2022

Inona no manakana anareo tsy hanao toy izao ? ๐Ÿป๐Ÿฅ—๐Ÿง†

Za: Tsy tiko ilay fasika miraikidraikitra be amin'ny tongotra sy vatana rehetra iny ๐Ÿ˜… ny vatako ko tsy dia mahatanty masoandro ๐Ÿ˜…

Ny tena marina : Tsy misy vola sy fotoana ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

Mba omeo recette izay manana sy mahay ๐Ÿ˜ญEfa nanandrana nanao indray mandeha za fa tsy nety ๐Ÿ™„๐Ÿ™„ lasa masakevoka ilay izy ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ...
21/12/2022

Mba omeo recette izay manana sy mahay ๐Ÿ˜ญ

Efa nanandrana nanao indray mandeha za fa tsy nety ๐Ÿ™„๐Ÿ™„ lasa masakevoka ilay izy ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ loza ๐Ÿ˜…

๐Ÿ˜๐Ÿคค Tiko loatra ๐Ÿคค๐Ÿ˜
21/12/2022

๐Ÿ˜๐Ÿคค Tiko loatra ๐Ÿคค๐Ÿ˜

Encore et encore du   ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿคค๐Ÿคค
20/12/2022

Encore et encore du ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿคค๐Ÿคค

Tsy hitanareo hoe mety be ve ra mba misy an'izao eo am-pijerena finale โšฝโšฝIza no alainareo ? ๐Ÿ‡ฆ๐Ÿ‡ท ? ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต ? Nena ilay tsaky eo...
18/12/2022

Tsy hitanareo hoe mety be ve ra mba misy an'izao eo am-pijerena finale โšฝโšฝ

Iza no alainareo ? ๐Ÿ‡ฆ๐Ÿ‡ท ? ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต ?

Nena ilay tsaky eo amin'ny sary ๐Ÿคฃ๐Ÿท๐Ÿท

ร‡a ne vous donne pas envie pour ce bon week-end ? ๐Ÿฅฐ๐Ÿคค๐Ÿคค   ๐Ÿคค๐ŸคคBon week-end les gens ๐Ÿ‘Š
17/12/2022

ร‡a ne vous donne pas envie pour ce bon week-end ? ๐Ÿฅฐ

๐Ÿคค๐Ÿคค ๐Ÿคค๐Ÿคค

Bon week-end les gens ๐Ÿ‘Š

๐Ÿ˜ Misy en pot kai ny   ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ˜๐Ÿคค Iza daholo ilay adala   ? ๐Ÿคค
16/12/2022

๐Ÿ˜ Misy en pot kai ny ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ˜

๐Ÿคค Iza daholo ilay adala ? ๐Ÿคค

Nareo ko ve misahirana be mitady izay ho atao loka isan'andro ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜…๐Ÿ‘‡ Tsaramaso sy tongotr'omby ๐Ÿ‘‡miaro  Amn'ilay madity tsar...
15/12/2022

Nareo ko ve misahirana be mitady izay ho atao loka isan'andro ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜…

๐Ÿ‘‡ Tsaramaso sy tongotr'omby ๐Ÿ‘‡miaro

Amn'ilay madity tsara mihitsy a ๐Ÿคค๐Ÿคค
Elaela vao masaka fa matsiro bรฉ ๐Ÿฒ๐Ÿฒ

Omeo sopapa loka hafa ao amin'ny commentaire ary aloha ๐Ÿ™๐Ÿ™

Mankasitraka o!!

Aiza daholo ilay toerana ahitana   ๐Ÿœ tsara bรฉ ๐Ÿœ ? Misy tsy tia ramen vรฉ ? ๐Ÿ™„Miam miam ๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿคค
15/12/2022

Aiza daholo ilay toerana ahitana ๐Ÿœ tsara bรฉ ๐Ÿœ ?

Misy tsy tia ramen vรฉ ? ๐Ÿ™„

Miam miam ๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿคค

Address

Andilamena

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly kaly Andilamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share